gospel

1. tianne ( 03/11/2006 10:47)
sao mba misy afaka manampy ahy ny fomba atao ahafahana miditra anaty tarika GOSPEL tena tiako be mihintsy mantsy izy io. misaotra anareo sahady.
répondu par ninih le 06/11/2006 13:01
2. Fiffi ( 03/11/2006 13:09)
tarika gospel aiza ?
3. tianne ( 03/11/2006 13:33)
eto madagasikara ka!
4. Fiffi ( 03/11/2006 17:56)
heu....hihihi tsy aiko indray raha any kah ! :)
5. fens ( 06/11/2006 09:43)
tsotra, manantona eny amin'ny fanaovandry zareo repet na manenje le concert ataondry zareo reny de avy eo miresaka amin'ny tompon'andraikitra de vita e

oupsss! mora lazainaizy zany kle!
6. ninih ( 06/11/2006 13:01)
za mlahita fa mety ihany io fa ry zareo ireny ko anie toa mifidy olona be mintsy e! t@ MBS (télé) zao vao nisy vao haingana de tena otrany efa chorale ireny mintsy. ny fiangonana izany mety hisy azy ireny no tena tiko atongavana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0518