Barcelone en danger apres le nul 2-2 concede а Chelsea

1. ronaldo09 ( 01/11/2006 13:33)
Un but de Didier Drogba inscrit dans le temps additionnel a permis а Chelsea de faire match nul 2-2 а Barcelone lors d'une quatriиme journйe de la premiere phase de la Ligue des champions.
Vainqueur du match aller en Angleterre, Chelsea a mis en danger le FC Barcelone tenant du titre, qui aprиs ce nul au Nou Camp, est seulement troisiиme du groupe A, derriиre les Blues et le Werder de Brкme qui s'est imposй 3-0 sur la pelouse du Levski Sofia.
Deco avait ouvert le score des la 3e minute pour le "Barca", mais Chelsea egalisait une premiere fois par Frank Lampard (52e). Puis sur un centre de Ronaldinho, Eidur Gudjonhsen redonnait l'avantage а Barcelone (2-1, 52e). Mais Drogba remettait les equipes а egalite dans les dernieres secondes de la rencontre pour conforter sa place de meilleur buteur de Ligue des champions avec cinq buts inscrits en quatre matches.
Dia io indray zany no vokatra farany azon'ny ekipan'i Aino dia inona zany fa raha vao resy indray mandeha eo de mampamangy ny Ligue de champions.Ho antsika Mpitia ny Real indray dia androany ny maherifontsika hifandona amin'ny Steau Bucharest avy any Roumanie ka raha vao mandresy eo dia efa tafakatra any amin'ny 1/8 de final ,marihina moa fa efa nomontanintsika tao amin'ny taniny 4 noho 1 ity ekipa ity .

répondu par Mandefitra le 23/11/2006 06:41
2. tslem ( 01/11/2006 14:00)
:{ :{ :{ :{ :miam: :miam: :@
3. Fiffi ( 01/11/2006 14:42)
4. TANALAHY ( 01/11/2006 16:58)
Pour le moment, rein à perdre pour le Barça, il reste 3 matchs, donc tout est possible, on voit maintenant que Samuel Etoo F. est le point clé de Barça, à mon avis Barça suivra le 1/8 de final, match à suivre on verra, merci aino!!
5. Fiffi ( 01/11/2006 17:28)
inona hiany aza ity mamaly @ teny tsy fantatra ity ? nga nareo tsy mahay mamaly @ teny gasy eh !
6. zandikely ( 01/11/2006 17:48)
Fanitsiana: Match 2 no sisa fa tsy match 3 intsony:

- Lwski Sofia- barcelone ( 22 Novembre 2006)
- Barcelone- Werder Brema 05 décembre 2006

Mety hiakatra i Barcelone fa nefa efa mila mandresy ireo ekipa 2 ireo izy.

Mahery aloha Didier Drogba, mendrika ballon d'or, sady matanjaka, be teknika.

7. jentilisa ( 02/11/2006 07:33)
ilay izy aloha ny ahy anglisy no tena reveko amin'ity sehatra ity!
8. naughtyboy ( 02/11/2006 16:56)
za ko kalo de maka arsenal ze mitovy position @ barca
fa samy atahorana ny fiakarany @ zao
9. Mandefitra ( 03/11/2006 13:31)
jiolahimboto filalao le chelsea amiko, indrindra mo ny entraineur.Na izany aza mahery drogba, ary zay koa no hilana an i Eto, tsy miraté baolina ao anaty surface.Sofia azo antoka fa ho resin i barca, ary breme any Nou camp ny lalao no atao,tokony ho resiny.Tafakatra ihany barca ra tsisy ny sampona.
10. Mandefitra ( 06/11/2006 08:34)
resin i Tottenham chelsea,2 sy 1,ary nimenomenona be i José mpanazatra an i chelsea,tsy mahazaka resy ny tovolahy, en plus, nahazo carton rouge i John terry.Manamafy ny kilalao jiolahimboto loatra ataon i chelsea zao vokatra izao
11. Mandefitra ( 07/11/2006 11:08)
Indro koa fanehon-kevitra iray :
Le président de l'UEFA, le Suédois Lennart Johansson a critiqué le comportement de José Mourinho, suite au récent match nul entre Barcelona et Chelsea (2-2)en Champions League. L'UEFA va mener une enquête à propos de ce match,où six joueurs de Chelsea ont été avertis. Johansson (76 ans)s'est montré déçu par Mourinho, en déclarant au Sunday Mirror: "Mourinho a le devoir de respecter le jeu et de ne pas se comporter comme un enfant. Il fait des déclarations, comme quelqu'un à qui on a promis un bonbon et qui ne l'a pas reçu".
12. ronaldo09 ( 09/11/2006 09:25)
Tsy hitako mihitsy aloha ny fanakianana azo atao amin'i Morinho ,ny olana koa dia izay tsapako dia tia manao vava loatra ity mpanazatra ny chealsea ity nefa na izany aza izy aloha no anisan'ny mpanazatra tsara indrindra.Momba ny faharesen'i Chealsea nanoloana ny Tottenham dia nanaraka ny resume aho nisy ny zavatra tsy mazava momba ny arbitre izay nitsara iny baolina iny.
13. Mandefitra ( 23/11/2006 06:41)
Nandresy an i Levski 2 - 0 Barca.But matin i Guily sy Iniesta.Mila mandresy an i Werder de breme izy ra teho tafita.ANy barca nefa ny lalao no atao,azo antoka ny fandresena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0194