tomazefa

1. rariri ( 01/11/2006 12:46)
Antso ofisialy ho an'ny tomazefa:arrow:
répondu par rariri le 08/01/2007 14:04
2. Fiffi ( 01/11/2006 13:22)
iza ity tomazefa ? :roll:
3. Fiffi ( 01/11/2006 13:25)
hihihihi zay vao hitako ! de andefaso hafatra izy koh !:)
4. tslem ( 01/11/2006 13:50)
FILAZANA MAIKA

Ilazana isika izay mahita na mafantatra an tomazefa hanatitra azy haingana any @ rariri, hisy valisoa omena :-D :-D :-D :-D
5. Fiffi ( 01/11/2006 14:05)
6. tslem ( 01/11/2006 14:16)
adinoko teo ;toy izao ny momba azy:
t dia misy om dé arahin'ny a dé zefa ny farany , hisy valisoa omena izay manatitra azy alohan'ny @ faran'izao tontolo zao
7. Fiffi ( 01/11/2006 14:27)
8. kala ( 01/11/2006 14:49)
:-D:-D
9. Fiffi ( 01/11/2006 14:55)
inona aloha e valisoa ?sao manko mba....:wink:
10. tomazefa ( 01/11/2006 16:45)
tslem : inona lay valisoa fa za mahafantatra azy (ahy) tsara!!! :°)



:-D :-D :-D :-D
fa ataon'i rariri inona aza aho eh?
11. pissoa ( 01/11/2006 16:48)
:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 01/11/2006 16:49)
hisy ahazo valisoa zany fa iny tomazefa fa hitany hiany !:-D
13. rariri ( 01/11/2006 17:04)
Antso avo tokoa .:arrow:
14. Fiffi ( 01/11/2006 17:08)
nga tsy hitanao fa efa io namaly io izy ? :roll:
15. malalatinasoa ( 02/11/2006 07:29)
Mihetsika enao rariri fa efa io izy a =))
16. ANARIM ( 02/11/2006 08:28)
mdrrrrrrrrrrrrrr
17. rariri ( 02/11/2006 08:47)
Izaho mankafy ny ny sary alefany
tsy fantatro ny antony
tsy fantatro ny dikany
Fa taratro avokoa,lay mamy any anatiny
tsy fantatro ny kantony
hitako ny bikany!
:arrow::arrow::arrow::arrow::arrow::arrow:
18. andry08 ( 02/11/2006 12:39)
Dia efa io izy fa tohizo ny resakareo e!
19. nolalaina ( 02/11/2006 13:00)
Ka tomazefa tsy hita ndray kou!! :? zay mba te ahita ny suite-ny!! 8O
20. tomazefa ( 02/11/2006 13:04)
zao ko miandry ny suitiny anie , coucou rariri!:-D:-D:-D, inona indray no mahazo anao? :!::!::!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4707