hitady tonokiran'i Lôla sy Mage 4
1. roccoo
(
30/10/2006 10:22)
Saika mba hitady tononkira aho izay manana ny hiran'i lôla (magnahirana, tsy afa-bela) na ny an'i Mage 4 (fo vaovao, fefy tsilo...)
répondu par Fiffi le 01/11/2006 08:17
3. Fiffi
(
30/10/2006 21:50)
efa nojerenareo ve tao @ tononkira ? sao misy hiany manko ao fa ny titra no niova ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=62
4. roccoo
(
31/10/2006 10:22)
Tena efa nojereko rangahy ilay Jereo eto fa tena tsy nahita ireo mintsy aho a! Nefa nge tena reveko be reo hira ireo. mba omeo ra manana e!
