MPIVADY NA MPISIPA miara-mianatra na miara-miasa!

1. lemenakely ( 29/10/2006 16:27)
Ahoana no hevitrareo momba na mpivady na mpisipa iray asa izany hoe miara-miasa izy roa ao @ toeram-piasana iray na miara-mianatra koa.Toa hafahafa ihany raha amiko manokana !:°)
répondu par batita le 16/01/2007 11:15
2. fasaly ( 29/10/2006 17:20)
ny gyneco -ko ny vadiny ihany no secretaire medicale -ny, hitako mifakantia be ireo no
tsy misy olana .......:wink:
3. callia ( 29/10/2006 18:57)
Ny vadiko dia niara-nianatra tamiko dia avy eo izahay niara-niasa koa!!!
Tena mifankatia be izahay ary tena sambatra be!!!
Efa ho amam-polo taona izahay izao no niaraka ary mbola tsy nisy olana tena hoe goavana be izany teo @ fiainanay. Raha misy olana de le madinidinika ireny ka voavahanay miaraka foana.
4. fasaly ( 29/10/2006 20:17)
lemenakely amzay tsy manana fika handeha hampiaraka zany ange e! hihihih
5. lemenakely ( 29/10/2006 20:20)
fasaly:

lemenakely amzay tsy manana fika handeha hampiaraka zany ange e! hihihih



izay mintsy le tsy tiako hi hi hi
6. Fiffi ( 29/10/2006 21:43)
ny an'i lemenakely kosa zany efa zavatra hafa koh ! :wink: fa raha ny ahy aloha toa ho reviko zany klé ! @ zay hendry tsara nyandaniny sy ny ankilany raha sanatria ka.......
7. fasaly ( 29/10/2006 21:47)
tsy vitan'ny henjy fa tena fidely hatram farany aky fiffi:-D:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 29/10/2006 21:48)
fasaly: ka zay no hitiavako azy ! :-D:-D
9. kelly13 ( 29/10/2006 22:34)
toa tsy ho voako le hifampitsikilo lava any ampesana ka! efa mifankahita fôna any antrano d mbola hifankahita fôna kou any ampesana, an an an, non merci. ny vadiko ni proposer ahy hoe ndao hiarahiasa amiko fa ndana mande any oa! lollll!! kou ra tsy inn kou! nefa tsy midika akory zany hoe tsy ho fidely na izaho na izy an, refa misy ny confiance d punto basta, point barre ./ :)
10. cutie ( 29/10/2006 23:07)
aleoko miara-mianatra:lol:
11. pika ( 30/10/2006 04:53)
raha mbola mifampisipa aloha mety milay e fa raha mpivady oh ny tsy dia tsara raha tsy hoe angaha miasa tena nefa na izany aza hafa ihany ilay tsy mifankahita eo foana matsiro rehefa mihaona :lol::lol:
12. papala ( 30/10/2006 06:54)
raha mpiara nianatra aloha no lasa mpivady de tsy de blem loatra, fa raha mpivady zany ndray no mbola miara-miasa de to tsy voako loatra:{:{:{:{:{, sady ny fiasananay ko tsy azo anaovana izany hoe mpivady na mpihavana miara-miasa zany na misy rohin-kavana fotsiny aza dia tena tsy azo atao mihintsy.
13. Simpona ( 30/10/2006 09:31)
Otrn tsy mety lets fa misy cas hitako we, pisipa le bandy sy ny assitant-ny de manjary lasa sahy mamaly foana le sipa rehefa tenenina.
14. betan ( 30/10/2006 09:46)
tsy tsara ny mpivady na pisipa miara miasa satria mety hisy zavatra mety anohitohina ny iray ny fietsika ataon'ny sasany ao ka mety ampiady azy roa.
15. pissoa ( 30/10/2006 11:01)
fa maninn no resa-dehilahy ito ? :roll::-D:-D:-D
16. pato ( 30/10/2006 14:01)
amko ko lou ts de tsar zan mpivady miara miasa zan e satria nge am lafin ray n ts fifankaitana de met mamptombo n fifankatiavana s n fifandraisana misy eo amniz reo :
17. Zina ( 30/10/2006 20:42)
na miara mianatra ary ndray2 ilay vavy na ilay lahy mety manana complexe kely hihihihi
18. kala ( 01/11/2006 13:16)
Raha mpisipa no miara-mianatra, tsy hitako ny olana fa raha miara-miasa, tsy milay
Raha efa tena mpivady izy ka iray toeram-piasana fa ohatra hoe samihafa dept dia tsy maninona amiko. Tokony hitovy ny plasiny fa tsy hoe i Ramose ambony be dia madama mpiasa madinika.
Ny tsirairay ihany koa no mahita ny mampety azy na tsia ê!
Rehefa hitanao fa tsy mety nefa efa miara-miasa nareo dia asaivo manao démission ny iray, mitady asa hafa na ajanona any an-trano:-D:-D:-D


19. Zina ( 05/11/2006 04:05)
Rehefa hitanao fa tsy mety nefa efa miara-miasa nareo dia asaivo manao démission ny iray, mitady asa hafa na ajanona any an-trano

ie marina io
20. pisopiso ( 01/12/2006 23:09)
ka iza no hanatona?? i soherina ho any roissy sa hiditra college ndray ny akama??=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0988