politingina

1. tahirikely ( 26/10/2006 11:51)
salama daolo ry sakaiza an! mba manan-ko lazaina va ianareo amin'ity zava misy eto dago ity e . manao aona ny akon'ireo vaovao poly tingina any aminareo any anindrana any . mila mankaleo be la oizy eto e .
répondu par tenagasy le 11/11/2006 01:52
2. vale ( 26/10/2006 12:57)
Ahoana tahirikely,
inona moa fa izay re @ haino aman-jery ihany koa angaha de mahalala be inona e!!
3. Tsingatsa ( 26/10/2006 14:00)
:D
Misaotra zalahy nanolotra ny lohahevitra!
Miala tsiny fa vao haingana vao mirotsaka @ ity sehatra mahaliana @ serasera.org ity.
Amiko Tahirikely sy Vale, dia toy ny hazo iray ny politika (ptk). Toy izany koa ny fiaraha-monina (fm). Na koa ny fianakaviana(fkv)

:oops:Ireto no semence ( tahiry ) tokony harotsaka dieny izao araky ny hazo tiantsika ihany:

Palissandre ( ptk afaka 70 taona) (ptk70)(l)
Amontana (ptk30):)
Pin (pltk 5 ):arrow:
Raozy (ptk7 volana):?:

I Dago izao manangana (ptk 2 afaka roa volana)(l)

Andeha isika telo hiantso namana vaovao de handrotsaka semence Ptk 1 volana! Inona ny tahiry afaka mamelana afaka iray volana?

:arrow:Alohan'ny hahatongavan'ny vahinintsika anefa, vonona ve ry tahirikely ny tahiry arosontsika azy ireo?

PS Aza fady zalahy:nampiasa teny vahiny zaho'e momba ny semence. Ny teny hoe masomboly mantsy tsy azo tenenina amin'ny zandrinay any Atsimo!

Mazotoa Zalahy aby ê!
4. tenagasy ( 26/10/2006 17:07)
Mankamamy!
Misaotra @ tikikely Tsingatsa ah!
Mirary soa!
5. xxx ( 26/10/2006 17:14)
masomboly = masom- ... :-D:-D gravy zeny
6. fijo ( 26/10/2006 22:41)
tsingatsa an,toa zavatra tsy misy hifandraisany mihintsy le resaka le
7. kitjo ( 27/10/2006 11:54)
tena tsy haiko mihitsy aloha izay tian' ny mpanoratra holazaina e!
8. papala ( 27/10/2006 12:06)
=))=))=))=))=))=))mahita alohan'ny biby zany ?
9. besoiiin ( 27/10/2006 14:14)
Biby inona leity??? :-D:-D:-D
10. kitjo ( 28/10/2006 10:15)
bibidia!

tohizo..
11. fijo ( 10/11/2006 22:47)
bibilava ko
12. tenagasy ( 11/11/2006 01:52)
Tena Biby mainty, lava sy ngeza be ity biby ity!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1575