ny honohono.....mpandalo aho nefa
1. sonwin
(
26/10/2006 09:45)
Ary ny resaka ato tena mandeha be mihitsy an! dia mandeha daholo koa ny honohono isan-karazany! owe izao sy izao hono e! mahatsikaiky ry 'zareo...
Ny hafatro?..mpandalo aho no eto!
Dia aza lasa saina fa tsy ho anao ity hafatra ity fa eritreritro sendra nandalo.
Dia aza gaga koa raha tsy azonao io no tiako lazaina...
fa...mpandalo aho, dia aza lalovako ihany fa tonga dia fanina :^):^)

répondu par ninih le 31/10/2006 16:47
3. nikopol
(
26/10/2006 09:57)
efa henonay hatraty io ka !
i xxx sy yyy hono nge miaraka e :lol: . fa i xxx mbola sipan'i zzz. de i zzz miodina amin'ny vadin'i aaa ! fa i aaa tsy kopy ! de i kkk tara amin'i xxx ! fa lll sipan'i xxx taloha mampitandrina an'i kkk.
tsara mihintsy ty serasera ty hono :lol:

5. Fiffi
(
26/10/2006 10:01)
nikopol:nga tsy marina zany ? fa nahoana no hono ? de ahoana hono no fahitanao an'ity sera2 ity ?
tsara mihintsy ty serasera ty hono :lol:
Ny fahitako azy aloha de tena milay eh ! rehefa tsy mihaina @ zany honohononareo zany !
6. simplex
(
26/10/2006 10:09)
:miam::miam::miam:
hitam-poko hitam-pirenena le izy e. Izany ony ny demokrasia vaovao. Ny vahoaka mitsy v no mangataka transition.
D avy eo hoe lelo tsy anana ka hay ny manisina azy. Kanefa le oron'le bandy akama efa mivonto be.
Io anefa ekasion tsotra xxx+yyy=zzz, ndraindray le izy mifamadika. serasera, jusq'a ce q la mort nous separe. aiaiaaa tsy zakan'ny saiko :@:@:@

11. vale
(
26/10/2006 12:30)
nikopol:tssss :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
efa henonay hatraty io ka !
i xxx sy yyy hono nge miaraka e :lol: . fa i xxx mbola sipan'i zzz. de i zzz miodina amin'ny vadin'i aaa ! fa i aaa tsy kopy ! de i kkk tara amin'i xxx ! fa lll sipan'i xxx taloha mampitandrina an'i kkk.
tsara mihintsy ty serasera ty hono :lol:
13. mimich
(
26/10/2006 13:05)
fanina be za fa tsy takatry ny saiko ny size satria ko za angamba tsy mba nanaheno ilay hono2.:idea::idea:
14. vale
(
26/10/2006 13:13)
mimich: mila maharaka kely njy aloha, fa raha tsy izany tsy maharaka an'ilay izy:):-*:-*
15. sonwin
(
26/10/2006 13:27)
vale> tsy misy n'in n'in arahina fa eritreritra sendra nandalo io :°)
mimich> raha sendra tena fanina dia ty :* ny ody fanina
nikopol> matetika mpandalo ka :lol:
fasaly> isika aza mbola tsy nifandalo akory:°)fa mety mbola ho avy ka:^)

17. Fiffi
(
26/10/2006 16:02)
ny ahy ny zavatra mahagaga ahy de raha ohatra hoe vhv no nanao an'le dinika mba azoko an-tsaina hiany hoe ahoana sy ahoana fa tena nahazendana ahy hoe lehilahy no nanao an'le dinika ....misy inona hono ao ?
18. Fiffi
(
26/10/2006 16:04)
heu...hadinoko an! tsy midika velively akory zany hoe ny vhv no tena mpiresaka manao honohono fa mba nahagaga ahy hiany hoe lhl no nanao azy sady mbola nampiany hoe mpandalo izy de mametraka honohono ....