Refa avy aty @ forum
1. ari.malala
(
25/10/2006 07:42)
Miarahaba,
tsy haiko ianareo na tratra ohatra ahy, fa ohatra hoe tonga dia aty @ forum no miditra dia mahita hoe ireo misy hafatra, ka hhandeha hiditra hamaky hafatra dia mamerina mampiditra login sy mot de passe. Inona no antony? Tsy iray ihany ve ny dinika serasera sy ny hafatra any @ namana e? sa ve ilaina ihany ilay mamerina mampiditra?

répondu par ari.malala le 30/10/2006 07:56
2. hery
(
25/10/2006 08:05)
Manahoana,
Fanontaniana efa nandeha :-)
Ok. Rehefa site serasera hafa (forum, karajia, lalao, tononkira sns...) no idirana voalohany ka mandeha ao amin'ny site namana dia tsy maintsy mampiditra login... na dia efa nampiditra aza.
Fa raha site namana no idirana voalohany no mandeha amin'ireo sites hafa ireo dia tsy mila mampiditra.
Resaka securité fotsiny io.
Hery

3. ari.malala
(
25/10/2006 08:11)
tsssssssssssss! :-( fanga hoa tsy mitovy ihany reo site ireo e! talo anie tsy toy iznay e! :)
4. Fiffi
(
25/10/2006 08:28)
ié ! raha ohatra ka tondé mikliky eo @ Hafatra farany nandeha ohatra de miditra de hiova avy eo de tsy maintsy mampiditra solon'anarana sy MDP koh! na de efa samy forum hiany aza no tiana jerena na valiana .
5. Aino
(
25/10/2006 09:51)
Malala izhao mbola tsy tratra fa izany hoe ny maha tratra ahy dia io lazainy hery io hoe rehefa ray @hireo no hidirako aloha dia voatery miverina miditra aho izay indray vao manokatra any hireo.
7. ari.malala
(
26/10/2006 15:28)
eny e, ka zany anie no mahazo ana e; d angatahako hoe mba ts mila averina ampidirina ny login fa tena tssssss!
8. hery
(
26/10/2006 22:39)
Tahaka izao ilay zavatra (Tsy ataoko resaka teknika na dia antony teknika aza)
Rehefa mandeha ao amin'ny yahoo ianareo. Tsy mijery email ohatra fa manao zavatra hafa ao amin'ny yahoo ihany. (ohatra hoe fr.groups.yahoo.com yahoo io). Mampiditra login sy mot de passe ianareo dia tafiditra soa amantsara. Raha vao manindry ilay hoe Profile anefa ianareo (misy fanovana ny mombamomba anareo sns) dia asain'i Yahoo mampiditra solonanarana sy tenimiafina.
Satria tsy sur Yahoo hoe mbola ianareo io sa efa olona hafa (ohatra hoe nareo lasa nisotro kafe dia iny misy olona mitady hanova ny mombamomba anareo tampoka)
Dia toa izay koa. Averiko indray. Resaka securité io.
Maivana kokoa ny lanjam-piarovana (niveau de sécurité) apetraka @ takelaka serasera hafa noho ny namana.serasera.org satria ao amin'ito farany no ahafahana manova zavatra bedabe momba anareo.
Tsy azo ovaina amin'izao io :-)