Samia mandinika ny zava-misy any Gasikara
1. saho
(
24/10/2006 08:03)
Ny resaka zava-misy @ izao fotoana izao
ny lalana vita
nahazo vahana ny vazaha manambola
mandroso ny orinasa Tiko
mihamanana ny efa manana
misy daholo ny zavatra tiana vidiana rehetra
vahiny no mpanolontsaina
mahazo fanampiana @ fianakans avy aty ivelany ny tokantrano sasany...
reraky ny fihazakazahana ny tokantrano manenjika hofantrano, fianaran'ny ankizy, vola charges isan-karazany Jirama, frais sns...
Tsy ampy ny karama iray volana, karama vary masaka
Noana ny ankizy fa tsy misy hohanina rehefa afaka tapa-bolana nandraisana vola
tsy ampy ny vola hividianana fanafody dia maty raha tsy voavonjy aingana
be dia be ireo tanora matimaty foana, mamono tena sns
Tsy ampy ny securite sociale toa ny fitsaboana, fitafiana, fialofana sns...
Mandeha ila ny resaka politika
Izany rehetra izany dia ilana hitsarana ny fitondrana mba hahaizan'izy ireo mamolavola ny ho avin'ny firenena.
Mba mitodia @ tokantrano tsirairay fa izay mahazo fahefana ihany ve no hahazo fahafaham-po ao Mcar. Iza no mitsinjo ny mpiasa tsotra, manana asa kanefa tsy maharaka akory na sakafo ara-dalana ho an'ny fianakaviany aza
samia mandinika

répondu par fijo le 26/10/2006 23:06
2. sareraka
(
24/10/2006 08:39)
Ny fanampin'izany ry namana saho dia izao no zavatra tena mahavoa ny gasy izay rehetra tonga eo @ fitondràna dia indraindraina toy ny mpanjàka ka aiza ny mpitondra no tsy hanararaotra.I RAVALOMANANA no manankarena dia mihevi-tena sy manonofy mitsangana daholo ny gasy fa manan-karena toa azy!hany ka tezitra ery rehefa mahita émission surtout ka vahiny milàza fa ny firenena malagasy dia isan'ny fadiranovana eto ambany masoandro.
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E..
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E..
3. Fiffi
(
24/10/2006 09:40)
sareraka:O ! ry sareraka aaaahhh !! ny mahavoa ny gasy rehetra ozy enao ? hay tokoa moa iaanao tsy mba manisy lanjany ho an'zay mitondra an'ity dago ity zany an :?: :roll: tsy mba miandrandra enao zany fa le anisan'ny mpitsikera fotsiny an !
Ny fanampin'izany ry namana saho dia izao no zavatra tena mahavoa ny gasy izay rehetra tonga eo @ fitondràna dia indraindraina toy ny mpanjàka ka aiza ny mpitondra no tsy hanararaotra.I RAVALOMANANA no manankarena dia mihevi-tena sy manonofy mitsangana daholo ny gasy fa manan-karena toa azy!hany ka tezitra ery rehefa mahita émission surtout ka vahiny milàza fa ny firenena malagasy dia isan'ny fadiranovana eto ambany masoandro.
mihevi-tena sy manonofy mitsangana daholo ny gasy fa manan-karena toa azy!satria @ nao tsy azo hatao ny manofy eh ? efa ny zavatra tokony fantatrao de tena misy tokoa ny gasy manankarena an! fa tsy manofy ry zareo eh !
4. xxx
(
24/10/2006 11:47)
ady hevitra mo no atao eto fa raha izaho manokana dia tsotra ihany, izay mampety ny fiainako no ataoko, ahita fifaliana isan'andro araka izay mety, na karama kely ary dia ezahina ampifaliana ny ao an-trano, raolombelona mantsy tsy ho afa-po mihitsy,fa ny miezaka hanao izay mahamety ny fiainana no atao,
aza manejika fa izay manenjika anie ka ao aoriana fôna e :-)

5. tezitra
(
24/10/2006 12:50)
mais non xxx, mcar n'est pas la france ni le STATE, ni le l'angleterre,
ny politika no miantoka ny fiainanao, miova ny mpitondra, tsy 8000 fmg ny 1euro fa 16 000 fmg, tsy afaka manafatra fanafody ianao, mitondra rano hanodrahaoa wc ny zanakao any ampianarana, tsisy ny electricité dia atao ny delestage,
mais surtout TSY AFAKA MIKöty SIPA IANAO STRIA 2 EURO = 32 000 fmg NY KAPÖTY FA TSY 16000 FMG
TSY AFAKA MIASA NY MAKORELINA

6. kitjo
(
24/10/2006 13:38)
ary toa lafo be znay kapotinareo zany ry tezitra..hahha
ka asaivo ataony 1euro aza e! :lol: ohatra ny aty aminay...haha
saho:
fa ngah teo aloha na ra tsy ravalo tsony ny eo tsy handoa hofantrano tsony ny Gasy? tsy handoavana ekolazy tsony ny sekoly? hihoatra foana ny karama?
raha mamono tena ilay tanora fa mampirafy ny sipany dia mbola ravalo ihany no diso ;-):-P:°):}:-D:-D:-D
ka asaivo ataony 1euro aza e! :lol: ohatra ny aty aminay...haha
saho:
reraky ny fihazakazahana ny tokantrano manenjika hofantrano, fianaran'ny ankizy, vola charges isan-karazany Jirama, frais sns...
Tsy ampy ny karama iray volana, karama vary masaka
Noana ny ankizy fa tsy misy hohanina rehefa afaka tapa-bolana nandraisana vola
tsy ampy ny vola hividianana fanafody dia maty raha tsy voavonjy aingana
be dia be ireo tanora matimaty foana, mamono tena sns
Tsy ampy ny securite sociale toa ny fitsaboana, fitafiana, fialofana sns...
Mandeha ila ny resaka politika
fa ngah teo aloha na ra tsy ravalo tsony ny eo tsy handoa hofantrano tsony ny Gasy? tsy handoavana ekolazy tsony ny sekoly? hihoatra foana ny karama?
raha mamono tena ilay tanora fa mampirafy ny sipany dia mbola ravalo ihany no diso ;-):-P:°):}:-D:-D:-D
7. bonazy
(
24/10/2006 13:47)
inona moa no hodinihana, nefa ianareo mamosaka ny hevitra aza tsy monina any akory,ary mampitaha zavatra sy fiainana tena tsy mitovy no ataon\'ny sasany,fa hono ho aho hoe\"aoka tsy ho tezitra\"ianareo izay tia mitsikera be foana ireo ,inona kosa ary ny solutions tena hitanareo mba hitovian\'ny Gasy any M/car amin\'ny farim-piainanareo aty am-pita aty,?mba tsy hijaly ny Gasy?amin\'izay :2 EURO= 2 ARIARY!!,ary na izaho na ianao ,na iza no tonga eo amin\'ny fitondrana dia tsy hitovy na oviana na oviana ny olona tsotra sy ny mpitondra, fa raha tsy izany dia tsy misy dikany sy ilana azy ny fanjakana ,na ny biby izay heverina fa tsy misy saina aza manana rafitra ifampitondrany jereo ny vitsika é! nianatra ve moa izy ireny?koa raha ny fahantrana any Madagasikara no tsikeranareo dia mandraisa anjara mavitrika é dia ho tsapanareo sy ho hitanareo hoe \"iza na inona marina no tena fototrin\'ny aretina sy ny tsy fandrosoana na ny mampahantra ny gasy\"ary mampanankarena ny gasy sasany,aza manenjika ny manana fa vintany izany ,fa ny ihoaranao azy no ezaho ,izany no toe-tsaina mampandroso,satria samy miezaka mampitombo ny ananany,fa ny anjaran\'ny mpitondra dia mametraka ny foto-drafitr\'asa fotsiny ihany,lalana,fahasalam-bahoaka sy fanabeazana,ary ny filaminana sy ny fiarovana, ary ny fitsarana toy ny iainanareo aty am-pita aty é! Vola daholo no miresaka,dia amin\'izay samy mahazo ny tandrifin\'ny ezahiny ny tsirairay,
8. sipagasy
(
24/10/2006 16:16)
hihihihihi any izany.....hojerena injay ny afitsoky ny sasany aorinan'ny 04/12/2006 e!
9. saho
(
24/10/2006 18:06)
Bonazy> miankina @ rafitra politika daholo ny zava-misy @ firenena iray...raha be loatra ny fahantrana kanefa tsy maharaka ny karama misy ny vidim-piainana dia azo hitsarana ny fitondrana misy izany satria inona no ilaina ny fanatsarana ny fomba fiasa eo @ ministera misy izay mahazo vola fanampiana avy aty ivelany? Vola fanampiana be dia be ny mitontongona ary dia mahay mangataka ny fanjakana kanefa tsy ao ilay fitsinjarana ara-drariny. Aiza ny fomba hanatsarana ny fianam-bahoaka raha tsy ny karama hahafahana mividy ny sakafo sahaza iray volana, izany ny fitsinjarana ny vola no tsy mitombona. Ho an'ireo mpitantana societe matanjaka toa ny Tiko ihany ve no mba mahazo avantage fa ny ankoatra izay dia tena zara raha mikarama. Ady hevitra no atao fa tsy hoe fitsikerana akory. Sarotra tokoa ny mitondra firenena toa an'i Mkara kanefa tena mandeha ila ny fitondrana...mahazo sy mangataka vola etsy sy eroa kanefa ny fiainam-bahoaka tsy ampy karama, fitsaboana sns...
kitjo> ny firenena ry anina tsy firenena mandohalika foana an! Raha tena mitsinjo ny vahoaka mikarama ny fitondrana dia any no hahitana hoe mahay ny mpitondra @ lalana mivoaka isan-karazany sy ny fomba hitantanana ny ambany. Miainga avy any ambany izany no atao hoe safidim-bahoaka fa tsy miainga avy any ambony toa ny dictateur...Aiza no hitsaranao ny atao hoe Fandrosoana? Ny niveau intelectuel misy eo @ mpitondra sa ny niveau intelectuel misy eo @ vahoaka. Raha te hampianatra mafy ny zanakao ianao kanefa tsy ampy ny fiaingana izany dia handroso ve ny firenena...olom-bitsy ihany no afaka manantanteraka ny fianarana ambony sy lasa lavitra fa raha mpitery ronono ho lasa pres dia mahagaga ihany ...tena ohatrany ny nofy ilay izy
Raha ny fijery ny olona manam-pahaizana dia tsy hoe gratuit daholo ny fiainana fa ny any Mkara aza anie na miezaka toy ny inona aza ny mpiasa tsotra tena tsy tafavoaka...ao no miteny hoe izay hananao ihany hampitomboina...raha tsy ampy iray volana aza ny karama inona no hampitomboina fa ny trosa no mitombo...
Fehiny: Ireo ministera isan-karazany misy ve no tsy ampy fahaizana sa ahoana? Ny securite sociale ry zareo no tena ilaina fa mba hatsipy ihany ny teny sy soratra sao dia misy mamaky ity ny mpanao politika sy ny tompon'andraikitra sasany...Ilaina ny politika mazava sy mendrika. Aiza ilay hoe Fahamarinana sy Fahamasinana sa dia hoe Minoa fotsiny ihany...Ny ahy indray dia ny Asa vita no ifampitsarana

10. kitjo
(
24/10/2006 18:30)
mmhhh...aiza ho aiza ilay hoe mandohalika amzao no miditra?
ka inona ary zany ny solution ry saho an?
securite sociale?
zany ve? raha ny aty SIngapour manokana dia Ny TSY fisian' ny securite sociale no "cle de reussite" zareo satria miezaka daholo ny rehetra
ny olona antitra tsy niezaka t@fahatanorany no hita eny andalana mamafa lalana na mpandroaka vilia @Food court...fa azavao aloha ilay securite sociale sy ny rafitra itondrana azy io araka ny hevitrao e!
Dia mba velabelaro!
Fa na izany na tsy izany kosa aza manaiky aho fa misy ministera IRAY izay ao Dago ao tena corrompu be mihitsy..fa tsitako izay idiran' ny TIKO amlay izy na zany aza! lol

11. fijo
(
24/10/2006 23:26)
tsikera tsikera tsikera,de izany foana izany foana izany foana.derahoviana ihnay vao hisy vahaolana?
12. little
(
25/10/2006 07:39)
Ny vahaolana ve? izaho , ianao, isika, ndao hanova an'i Madagasikara fa ndao tsy hatao valalan'alika ka na ny tompony azy tsy tia ny azy. Nomena vintana ho afaka mamakafaka sy hiantra ary hahita zavatra tsara isika rehetra aty an-dafin-driaka ka maninona ra mba hoentinahanatsarana ny any n-tanindrazana izany e? sa mis mbola matahotr fa zay mahasoasoa ny azy ihany e! diniho, fakafakao, eritrereto!!!! zany Ralalagasy an!
13. kitjo
(
25/10/2006 11:00)
marina zany little an, ary enao Grand @saina an..hehe
za aloha dia efa mangoron'entana hody ato e!

14. tenagasy
(
25/10/2006 11:30)
Mankamamy!
Tena izany ambaran'i little izany izao no tokony ho teny filamatra.
Cependant, Le dire c'est bien mais le faire c'est mieux!
Inona ary no hanombohana azy? Izaho anisan'ny vonona!
Raha atomboka amina karazana farimbona eto ohatra? Ho an'izay tena vonona rehetra!
Condition voalohany (ohatra an): Ajanona eny antokonam-baravarana daholo izay fofompofona Pôlitika rehetra ho an'izay vonona.
Ahoana ny hevitrareo?
Mirary soa!

16. tenagasy
(
26/10/2006 17:28)
Mankamamy!
fijo! Eny ampamiliana fiara aho, mieritreritra io valiteninao io, no lokin'ny hehy tampoka hoe:
tena natao ho anao sy ny tahaka anao mihitsy ilay teny filamatra t@ 2002 hoe: "Aza matahotra ...."
ha ha ha!
Ho an'izay rehetra manana eritreritra, faniriana, fahavononana nefa matahotra: IZAO: "Aza matahotra ..."
Raha mandresy ny tenantsika @ tsy fahasahiana aza tsy vita, ahoana no handresena ny fahantrana, ny aretina, ny habadoana, ny loza isankarazany, mbola tsy miteny ireo tia tena, ireo gaigy romotra tsy mitady afa-tsy ny handrava?
Dia izay izany no tanjona voalohany: mandresy ny tenany tsirairay avy, ka atsangano ary ny tanan'izay vonona e!
Sady asiana hatsikana kely toa ny an'i Tsingatsa moa e:wink:
Mirary soa LOL

17. fijo
(
26/10/2006 23:06)
ka za wa mbola tsy sahy.fa lafo be ny dite any,nefa za mila misotro matetika