filazana manjo
1. mihanta
(
22/10/2006 18:59)
mampandre antsika rehetra fa ny namana lilbon d namoy ny renibeny ka dia mirary fiononana ho azy sy ny fianakaviany.
Ho tsara levenana ny maty ka dia mivavaka ho anao sy ny fianakavianao.
mahereza fa tompon-dalana ny azy.
Ialan-tsiny ho an'ireo izay tsy tratra antso.
Ho tsara levenana ny maty ka dia mivavaka ho anao sy ny fianakavianao.
mahereza fa tompon-dalana ny azy.
Ialan-tsiny ho an'ireo izay tsy tratra antso.
répondu par cabot le 17/11/2006 23:36
3. diamondra27
(
22/10/2006 19:50)
de mahereza daholo e!
ankino @ Tompo ny faiinanao fa mandalo izao sy ny filany.
ankino @ Tompo ny faiinanao fa mandalo izao sy ny filany.
4. fasaly
(
22/10/2006 20:25)
Dia miara-mionona miaraka aminy kou zany e! mahereza...:-*
misaotra an'i mihanta nampita ny filazàna.
misaotra an'i mihanta nampita ny filazàna.
5. belaza
(
22/10/2006 20:41)
de miara ory aminy ko izany isika rehetra e, ny varavarana ivoahany no ani namana libon, fa ny fahoriana antsika rehetra. de aza misosoka alahelo intsony e!
6. vale
(
22/10/2006 20:53)
lilbon: mahereza fa lalan ny mandingam-baravarana rehetra izany!:-*:-*:-*
Mihanta: misaotra mampandre!!
Mihanta: misaotra mampandre!!
8. ravatorano
(
23/10/2006 05:09)
Tamin alahelo lehibe tokoa ny nandrenesanay izany voina izany ary dia mirary fiononana feno sy fankaherezana ho an 'i lilbon izahay namana serasera dago.
Aza misosoka allahelo intsony razandry ah
namana serasera dago !
Aza misosoka allahelo intsony razandry ah
namana serasera dago !
12. ftma
(
23/10/2006 09:34)
Mirary fihononana feno hoan'i Lilbon sy ny fianakaviana, mahereza fa izay no lahatr'Andriamanitra
13. Ralay
(
23/10/2006 10:55)
Miombona alaheo aminareo koa dia mahereza dia aza misosoka alahelo intsony.
15. boubounezy
(
23/10/2006 14:11)
mamangy ny faorina zany; dé miaraory @na zay retra eto. mahereza fa fiainana tsy maintsy andalovany tsy 11 dôly zany.
19. lilbon
(
26/10/2006 07:06)
Misaotra anareo namana rehetra eto @ Namana serasera ny tenako ,amin ny fampiononana sy fankaherezana , manana namana tokoa manana anareo ka Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitiavana anareo tsirairay avy.
Miala tsiny indrindra, ny tenako raha toa ka tsy afaka nampandre ara-potoana nohon ny fahafenoan-drano be loatra sy ny fotoana izay tery ka tsy afaka nivalamparana .
Enga anie ka mba ny soa indray no hifanodiavantsika eto ary mba ho lasan izay ny ratsy rehetra.
misaotra tompoko.
Lilbon,26,Oktobra 2006.