Hantatiana
1. Aino
(
21/10/2006 19:56)
ary mbola mihira ve izy io sa nony nande nanambady dia nijanona tsy ho pihira hintsony eh?
répondu par xxx le 29/10/2006 16:41
2. belaza
(
21/10/2006 20:06)
mbola mihira izy fa tsy dia heno2 tsony satria toa niova gadona raha n fahalalako azy
3. lemenakely
(
21/10/2006 20:07)
Aino:
ary mbola mihira ve izy io sa nony nande nanambady dia nijanona tsy ho pihira hintsony eh?
fa angaha i hantatiana efa nanambady r'itony e?
6. rrgmt
(
21/10/2006 22:14)
:lol:Vao tsy ela izy izay no nanao fampisehoana tao Frantsa fa mbola mihira izy ary mbola mitana tsara, izy koa ange nanao opéra ka dia hira izany no fiainany, ity misy site gasy izay misy ny site-ny koa koa dia mazotoa :
http://www.faniloradio.com/forum/
Mazotoa mitrandraka aza:)
http://www.faniloradio.com/forum/
Mazotoa mitrandraka aza:)
8. vale
(
22/10/2006 14:47)
:?, mandeh marina izany fotoana izany! :roll::D
rrgmt: saotra fa za kou fan an i httina taloh fa avy eo tsy nahare azy intsony noho ny tsy azo anoharna:)
rrgmt: saotra fa za kou fan an i httina taloh fa avy eo tsy nahare azy intsony noho ny tsy azo anoharna:)
9. Aino
(
22/10/2006 15:48)
Mpandefa : chipie1 [ Valio ] 22-10-2006 11:26:34
Lohateny : Re : Hantatiana
sady efa niteraka koa izy !
zany ve?
14. ninih
(
23/10/2006 14:06)
eee!!! lehibe ny marina ny zaza e! any suisse kosa izy mety tena lasa malaza be e!
15. Aino
(
23/10/2006 17:10)
izaho aza tsy nahatsiaro azy raha tsy sendra nijery any ilay clup t@ izy mbola ankizy kely hireny miaraka @ ilay coupcare kely.
16. sergia
(
24/10/2006 10:24)
de aona zany ny hevitra ry reto mba hankalazaintsika an'i hantatiana mahafatifaty kely taloha iny za alohoha tsy mbola nahita anazy elaela zay.:oops:
17. ninih
(
25/10/2006 15:20)
tokonymba mamoka clip indray izy izany de iaraha-mahita eo na mbola mafatifaty na niova e! :oops:
18. xxx
(
25/10/2006 16:24)
Izy aloha manja kely eny foana e!
Ny vadiny koa tsara,ny zanany koa mimi kely,mahafinaritra ery mijery andry zareo t@izy nihira teto Paris farany iny!!
Mbola mitana ilay feo e!!
Tsy azo kianina !!!
Ny vadiny koa tsara,ny zanany koa mimi kely,mahafinaritra ery mijery andry zareo t@izy nihira teto Paris farany iny!!
Mbola mitana ilay feo e!!
Tsy azo kianina !!!
19. chipie1
(
26/10/2006 15:49)
xxx > aona lé oe feony mitana ? lé mbola mangovitra be iny ve ?:lol:
20. xxx
(
29/10/2006 16:41)
Tena mbola mahatakatra avo sy mahay mihira izy,mbola nihatsara lavitra aza ny feony!! tena mahafinaritra!!!
tsy mangovitra be izany tsony!!...
tsy mangovitra be izany tsony!!...
