koba
1. booboo
(
21/10/2006 12:12)
Te-hihinana koba mafy zà zany. Misaotra mialoha ho an'izay afaka manoro recettes : mofo katsaka (koba hono io ouz bebenay :?:), ilay misy akondro sy potika voanjo ...rehefa koba fotsiny e :°).
répondu par andry08 le 11/11/2006 12:20
2. diamondra27
(
21/10/2006 13:35)
koba totobary sy akondro akia no mety atao aty fa le misy voanjo tahaka ny any dago reny , hummm, tsy misy ravina amonosana azy, quoique mety soloina papier alu ngambany
nena zany de mividy kobambary za +rano kely de asiako akondro sy siramamy kely de afangaro de aveo ataoko anaty papier alu fonosina fa tsy manana ravina za, de ataoko à la vapeur de vita ny koba
masaka be ! de bon ap
tsy mila maka sarotra @ fiainana fa entina mora fotsiny.
Efa koba io amiko
de raha tianjy de azo asiana totoboanjo koa ao anatin'io

8. diamondra27
(
22/10/2006 14:05)
lost: de mbola hividy ravina koa ve nefa efa misy alu ao an-trano.
10. dailynews
(
26/10/2006 01:30)
misaotra nizara ity resaka koba ity fa tena te hihinana mafy mihitsy aho izany.
11. melody
(
27/10/2006 19:29)
ITY KOA MISY HEVITRA 1 MOMBA IO KOBA IO:
I Bongou dia manao koba tsara tarehy be mihintsy ary ao anaty boaty, hasaivo handefasany havana ao dago nareo, fa tena tsara ary ny RAVITOTO sy ny VOANJOBORY koa toy izany:miam::miam::miam:
I Bongou dia manao koba tsara tarehy be mihintsy ary ao anaty boaty, hasaivo handefasany havana ao dago nareo, fa tena tsara ary ny RAVITOTO sy ny VOANJOBORY koa toy izany:miam::miam::miam:
12. sipagasy
(
28/10/2006 07:40)
tsy mitovy ny tsirony kouuuuuu hafa oihany ny 'tsy' conserve hihihi
13. kitjo
(
28/10/2006 11:06)
tsy mitovy aloha fa tsy ratsy ilay Kobaravina @ boite an'ny BONGOU e
efa samy tsy mahita iany
ny anah koa oh an'i Diam io
kobam-bary +ronono+ atody kely+ akondro (solontsiramamy) na ilay ronono misy akondro no atao) +totomboanjo
afangaro tsara fts marihidrihitra dia atao anaty vilia jobojobo dia atao vapeur

14. malalatinasoa
(
09/11/2006 15:30)
merci @ le re7, mitady snack sy dessert gasy kou ny kila ato @ tanana dia efa vaky lou aho.
Fa ilay koba bongou tena miam miam be, ohatry ny ilay original mintsy, sady mody asiny ravina tsy haikohaiko zany ao :lol:,
Fa ilay koba bongou tena miam miam be, ohatry ny ilay original mintsy, sady mody asiny ravina tsy haikohaiko zany ao :lol:,
15. andry08
(
09/11/2006 16:08)
Nanao ilay @ voanjo aho fa matsatso be! Saika tsy masaka raha tsy 3h
17. malalatinasoa
(
10/11/2006 10:44)
andry08:
Nanao ilay @ voanjo aho fa matsatso be! Saika tsy masaka raha tsy 3h
Sao dia maty tsy tsara kopaka ny afo-tsaribao? :)
18. andry08
(
10/11/2006 15:42)
malalatinasoa tao anaty four io fa tsy misy saribao aty rehefa ririnina!:D