Ronono dia mahasalama
1. lagoon
(
20/10/2006 22:43)
Ny bota kely (Herizo) sy ny fisaka (Pety) dia tsy mahasalama sady manary vahoaka e,no lasa mamono vady avy eo!
Tandremo ry zalahy an!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tandremo ry zalahy an!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
répondu par fijo le 24/10/2006 23:04
2. tenagasy
(
21/10/2006 01:57)
Mankamamy e!
Ka rehefa sady tsy botakely no tsy fisaka izany de inona no mety? Tahaka ny ahoana ilay mahavelombady?
Iza ilay antonony?
Mirary soa
Ka rehefa sady tsy botakely no tsy fisaka izany de inona no mety? Tahaka ny ahoana ilay mahavelombady?
Iza ilay antonony?
Mirary soa
3. tisera
(
21/10/2006 06:43)
:lol::lol:ka efa io voalaza io hoe aza miala @ ronono sy ny Yaourt , fromage sns...:-D:-D
6. xxx
(
21/10/2006 14:14)
lagoon:
Ny bota kely (Herizo) sy ny fisaka (Pety) dia tsy mahasalama sady manary vahoaka e,no lasa mamono vady avy eo!
Tandremo ry zalahy an!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ianao ve izany te-hilaza hoe tsara Ravalomanana satria Ao ny Nestilé he he he .....
7. manantsoa
(
21/10/2006 14:30)
anay koa masaky miteny fa mahasalama divay avy any Fianara.Fa izy indray na mampafisaka na mampabotsefona .
9. lagoon
(
21/10/2006 16:02)
xxx:
lagoon:
Ny bota kely (Herizo) sy ny fisaka (Pety) dia tsy mahasalama sady manary vahoaka e,no lasa mamono vady avy eo!
Tandremo ry zalahy an!!
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Ianao ve izany te-hilaza hoe tsara Ravalomanana satria Ao ny Nestilé he he he .....
Ronono mandry leiroa mampiakatra ny diabéte a!Tsy tsara.
10. vale
(
21/10/2006 20:58)
:? :? ....:roll:, ny halafosan ny ronono efa nahazatra h@ 30 taona lasa kah!:lol::lol::lol:
16. rabaradaka
(
24/10/2006 06:34)
Tsy ny ronono irery ange ny mahasalama e, raha diso be loatra no lany dia ahoana, mba valio hoe ?
17. kitjo
(
24/10/2006 09:30)
ka zay no maha-antoniny ny vidiny dia misotro @antoniny fa raha tena mora lotra sao overdose sa?
na ny matory ary tsy mahasalama koa raha be lotra..vary..chat..forum..mianatra...miresaka..bla bla bla
na ny matory ary tsy mahasalama koa raha be lotra..vary..chat..forum..mianatra...miresaka..bla bla bla
