efa voasoratra
1. Myrca
(
18/10/2006 14:06)
:)coucou sao de misy manana ny hiran'i aniah sy rotsy le oe "efa voasoratra".merci (tonony)
répondu par ari.malala le 24/10/2006 14:32
2. booboo
(
18/10/2006 14:42)
***:-D:-D:-D Couscous no voavakiko dia gaga be zà hay kay Coucou :-D:-D
3. Fiffi
(
18/10/2006 14:43)
:-D:-D:-D
fa mba jereo hiany ao @ tononkira fa bdb ange ny hira ao eh ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3766
fa mba jereo hiany ao @ tononkira fa bdb ange ny hira ao eh ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3766
4. ari.malala
(
19/10/2006 07:35)
siora ah fa ts mbola any io fa vao haingana ihany io ko! le fantatro fa zao no haiko
5. Fiffi
(
19/10/2006 08:21)
ari.malala: io le izy koh ! nga tsy nojerendry io hoe jereo eto io ? sa tsy io akia ? :-*:-*:-*
7. ari.malala
(
24/10/2006 14:32)
hihihi, tena io no izy fa za tsy nijery ka! azafady e :-D:-D:-D:-D
