FPMA Nancy

1. koralie ( 17/10/2006 07:39)
Manahoana daholo!
Mba mety misy afaka hanoro ahy ny toerana hivorian'ny FPMA Nancy ve eto azafady.
Misaotra betsaka.
répondu par fijo le 20/10/2006 22:12
2. xxx ( 17/10/2006 09:46)
Eglise Réformée de France
6 Rue Chanzy
54000 Nancy


tsy dia lavitra ny gare, sy ny FNAC, ary place Sébastien Brant !!


culte tous les 2è dimanche du mois angamba izy zay fa tsy tadidiko, misy site web ny FPMA Nancy eto :
http://fpma.nancy.free.fr/
3. booboo ( 17/10/2006 10:13)
xxx > efa niova ho in-droa isam-bolana kah : alahady voalohany sy fahatelon'ny volana :wink:

Koralie > @ alahady izao misy culte manomboka @ 15h 30 dia tongava. Zà mantsy tsy maintsy manatrika io fotoana io dia mba mifankahita tsika @ zay :wink:.

4. fijo ( 17/10/2006 22:41)
booboo an,any kosa ndry tena tsy mihetsika intsony ko,maty ao indray izao ny dablio le.
5. koralie ( 18/10/2006 07:56)
Misaotra betsaka namaly e! tena efficace b lé site-ntsika.
booboo> ahoana anefa no hahalalako anao e! ho avy any mantsy zà
6. booboo ( 18/10/2006 10:34)
Fijo > hihihihihihi sady mety ho lava beeeee ny fotoana @ io (aza hitako).

Koralie > nandefa hafatra ho anao zà...any @ hafatra manokana ny lalany :-D:-D
7. fijo ( 18/10/2006 21:56)
booboo mba homeo rivotra kely izy indraindray e
8. booboo ( 19/10/2006 10:09)
:-D:-D
9. fijo ( 19/10/2006 20:45)
ka semporindry ao ko
10. Fiffi ( 20/10/2006 15:12)
maninona an ?
11. booboo ( 20/10/2006 15:23)
:-D:-D:-D
12. fijo ( 20/10/2006 22:12)
fiffi an,mananona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3894