menu du jour
1. diamondra27
(
13/10/2006 13:57)
menu du jour pour dimanche:-D:-D:-D
apéro: whisky, baylais, kir royal, pineau , coca ,jus d'orange
entrée:composé; na votabia, concombre,carotte rapé, oeuf durs,atao ambonin'ny salade
plat de résistance:
akoho atao sosy voatabia sy tongolo
de afangaro @ 3 poivrons(vert,rouge, jaune)
de asiana sira, poivre, thym,kary,bouillon cube poule
de asiana ronony kely tavela
mahandro vary na paty na blé
salade
fromage
dessert:mousse aux chocolats na tarte
pousse café,triple sec,saké
café ou thé
ze mifoka sigara de any antokotany
musique: hira milantolanto

répondu par boubounezy le 17/10/2006 17:40
2. Samoana
(
13/10/2006 14:30)
Raha any dago io mety ihany fa raha aty ivelany menu tsy dimanche:D. Efa mangan'ny poulet mandritry ny semaine tsy te hierika izany intsony ny alahady.
Ganagana ritra miaraka @ tongolo gasy angamba no nde hataoko
Ganagana ritra miaraka @ tongolo gasy angamba no nde hataoko
3. diamondra27
(
13/10/2006 14:38)
samoana: ka za mba matsiaro ny any dago koa
zareo manome re7 ravitoto antsika de za manome re7 akoho
fa marina aloha io teninao ry samoana an!
akoho lava efa mankaleo.
fa gigot sy dinde sy gana no tianareo vazah:miam:
zareo manome re7 ravitoto antsika de za manome re7 akoho
fa marina aloha io teninao ry samoana an!
akoho lava efa mankaleo.
fa gigot sy dinde sy gana no tianareo vazah:miam:
5. diamondra27
(
13/10/2006 14:58)
miantra:hafa ihany ho'aho ny ankizy e
de mampamangy any akia a;-)
de mampamangy any akia a;-)
6. diamondra27
(
13/10/2006 15:00)
samoana: sao de poulet frite kosa ary ny anareo isanandro
'reny sportif reny nge mila légumes isankarazany e!de menu varié fa tsy copier foana
'reny sportif reny nge mila légumes isankarazany e!de menu varié fa tsy copier foana
7. boubounezy
(
13/10/2006 15:18)
refa tsara kia ny fanaovanjy azy diams na ny style de azonjy ann na lahady aza, sa tsy zany samoana? sa ndao inana bouillabaisse tsika e!
8. diamondra27
(
13/10/2006 15:24)
bbnz: marina zany
asiana sakafo maso: ovaovana ny position (décoration izany sao de misy mihevitra zavatra hafa eo an)
asiana sakafo maso: ovaovana ny position (décoration izany sao de misy mihevitra zavatra hafa eo an)
9. booboo
(
13/10/2006 15:34)
Entrée : crevettes gratinées (4pers.)
-5OO g crevettes na crevettes surgelées(nahita zà t@ tany Dago fa lafo klou e)
-250 g fromage râpé
-30 g dobera
-Tongolo gasy voapotsipotsitra sy échalottes
-sira sy dipoavatra.
1-Somary endasina, afo malefaka, @ dobera ireo crevettes mandritra ny 5 min eo ho eo. Rehefa zay, dia arotsaka ny échalottes sy ny tongolo gasy. tsy adino ny sira sy dipoavatra
2- Na tondé atao anaty plat fanaovana gratin na vao maika tsara raha atao anatin'ireny petits plats individuels à gratin ireny ny crevettes avy teo. Rarahina ilay fromage râpé.
3- Atsofoka anaty lafôro th6-220° avy teo. Rehefa mitsonika tsara ny fromage dia tondé aroso @ zay.
Plat : Côtelettes de poc à l'ananas
-Kotoleta (ataovy mihoatra ny isan'ny olona hihinana fotsiny)
-Menaka 1dl
-Tetika mananasy efa vita anaty boaty ireny, na raha mazoto dia tetehina kiboribory fotsiny ny mananasy soramy kelikely
-50 g de chapelure
-50 g lafarinina
-atody 1
-sira sy dipoavatra
1-Tsihifina ilay rondelles-na mananasy raha ilay tanaty boaty no ampiasaina. Rehefa izay dia afangarongaroina tanaty lafarinina + atody efa voakapoka dia zay vao anatin'ilay chapelure.
2-Hosorana menaka aby ny kotoleta dia hatono avy teo. Afaka 5 min dia asiana sira sy dipoavatra dia averina hatono indray.
3-Rehefa mendy sy masaka tsara dia atokana anaty plat.
4-Anjaran'ny mananasy indray zao no mandalo eo @ gril, 5 min de chaque côté.
5-Aza avela hangatsiaka vao haroso. Atao laoka miaraka @ vary ohatra ny mahazatra :lol:
**Zà klou tsy tia lay mananasy (bwèèèèèè) fa ny olona hafa tia aby.
Dessert : tarte aux poires dia asiana boule(s) de glace fotsiny eo ambonin'ny chaque part dia zay.

10. diamondra27
(
13/10/2006 15:37)
booboo: soa fa tonga ndry, de avotra ihany le cocote kely tao:lol:
12. simplex
(
13/10/2006 18:18)
ramaka tsy fidiny mamaky ny fitantaran'i booboo anazy :miam::miam:
ary fa in aloha no tena hoe "special" @ le alahady e ? tsy azoko mintsy le hoe kaly andavan'andro sy kaly alahady :oops::oops::°)
:-*:-*
13. Fiffi
(
13/10/2006 18:29)
ka ny andavan'andro de somary maika zany @ fanaovana sakafo nohon'ny asa isankarazany ! de ny alahady indray mba hovaina ny sakafo mba hatao milay be hihihih
15. boubounezy
(
13/10/2006 19:33)
mesy diam27 marina ny anjy! njy mintsy ny tsara manao le menu du jour eto kia ! njy tena mahay manjo be no ny za alou e!:-*:-*:-*:-*:-*
16. boubounezy
(
13/10/2006 19:35)
tsara le ré7 njy diam sady tô tsy mila manao copie boky njy an! sady efa itako nahanjo tena milay be!:miam::miam::miam:
17. boubounezy
(
13/10/2006 19:36)
booboo kia tena tsara be kou io anjy io an:miam::miam::miam: be mintry