Manao ahoana tompoko

1. aokahoahy ( 12/10/2006 07:53)
aokahoahy no mpikambana farany sady mpanao politika no miarahaba. Io hoe aokahoahy io dia avy amin'ny anarako hoa OKAWA ihany koa. Tsy tia tena akory ilay hoe aoka ho ahy
répondu par fijo le 13/10/2006 21:28
2. diamondra27 ( 12/10/2006 08:15)
tonga soa de ento ny resaka politika izany mba jerenay e! inona ny filamatra de inona ny tanjona de hilatsaka ho filoha ngah i Okawa?
Ataovy dieny mialoha ny propangandy sao de voasongona.
3. prime ( 12/10/2006 11:17)
tonga soa ry aokahoahy a dia mazotoa... ento ary ny hevitra politika araka ny fahitanao azy...:lol:
4. xxx ( 12/10/2006 11:19)
avereno in 3 nge le aokahoahy fa mitady ho lasa hoe : akoholahy e ! :-D:-D azafady ry okawa fa mbo tsetsatsetsa fotsiny iny a !
5. prime ( 12/10/2006 11:46)
xxx> :°):-D:-D
6. HESHA ( 12/10/2006 14:25)
mpanao politika ?
sambasamba zany fa de faly mandray anao e.
Zahay eto manko tsi misy mpanao politika fa miresaka momba ny politika fotsiny, tsy haiko aloha i prime ra tena izy e, i rabaradaka ???????
7. fijo ( 12/10/2006 20:48)
tena lasa akoholahytokoa le izy kle.
8. rabaradaka ( 13/10/2006 06:42)
Na OKAWA io na aokahoahy dia zao razoky no izy a, rehefa mahatanty adihevitra dia tonga soa ianao rehefa tsy mahatanty dia veloma madinidinika
9. aokahoahy ( 13/10/2006 06:50)
haiko anao io rabaradaka ary izy koa tsy diso ny fitadidiko azy dia candidat anao io, ary anao tsy ho lany eo , omeko 0,001% anao
10. rabaradaka ( 13/10/2006 06:54)
O ry OKAWA a, asa na japoney enao na gasy fa tsy hitanao angaha i rabaradaka teo akaikin-dRavalomanana tao amin'ny Magro, tsy hitanao ? Mandehana ianao eny amin'ny Magro dia lazaiko anao fa tsy manam-bola hilatsaha aho, 125 mille no ananako fa tsy 125 millions. Misaotra ihany ny amin'ilay pourcentage nomenao ahy, hay misy olona mety hifidy ahy ihany any zany. Amin'ny manaraka milatsaka aho
11. prime ( 13/10/2006 12:53)
hesha:
Zahay eto manko tsi misy mpanao politika fa miresaka momba ny politika fotsiny, tsy haiko aloha i prime ra tena izy e, i rabaradaka ???????
rehefa mpandinika na miresaka politika fotsiny d'efa mpanao politika kah... ny hoe mpikambana amina antoko politika hafa indray...
12. mandrindra ( 13/10/2006 13:35)
inona kay izany politika? dia iza koa no antsoina hoe mpanao politika??
13. prime ( 13/10/2006 14:23)
mandrindra> aleo aokahoahy hamaly an'izay fa izy efa izy mihitsy e...
14. mandrindra ( 13/10/2006 15:12)
miandry azy izany fa ny tenako aloha dia tsy mahay an'io
15. fijo ( 13/10/2006 21:28)
aiza ry zalahy no isy akoholahy hanao politika an.manenjika vavy no hainy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1058