mampalahelo i madagasikara
1. danibe
(
11/10/2006 20:53)
dimy taona lasa izay dia niaina crise ny malagasy, izao indray ity dia efa tsy hay izay hataon'ny 3 desambra nefa toa efa hita taratra sahady ny fisamborana sy ny ra mandriaka... ry zalahy miady tsy misy voakasika, ny mitrongy vao omana kosa mifafa ny kihony! iza re no mba afaka hilaza amin-dry zalahy milaza afaka mitondra fanavotana hoan'i madagasikara ireo hoe: avoty foana mada. na dia tsy filoha aza ianao e! matoa ry zalahy miady ho filoha aloha dia misy hanina ao! hoan'olom-bitsy anefa, dia mampalahelo foana i madagasikara.
répondu par vetsoko le 14/10/2006 12:11
4. oufouf
(
11/10/2006 21:32)
ny pblm any amintsika anie ry zalahy ... ilay atao hoe politika amin' ny heviny tena izy tsy misy é ...fa izay mahay vava, sy mpivazavaza no miseho ho tompon' ny laka ...tsy misy fieritreretana mintsy ny vahoaka ...asa raha tsy tena misy fietsehana be goavana iray angamba tsy mety hijanona io ..
5. kolokanto
(
11/10/2006 21:49)
Hoy i radanibe....dimy taona lasa izay dia niaina crise ny malagasy, izao indray ity dia efa tsy hay izay hataon'ny 3 desambra nefa toa efa hita taratra sahady ny fisamborana sy ny ra mandriaka....
Hono hono ho'ah fa talohan'izay nadritra ny roapolo taona lasa izay tena niadana be angah ny Malagasy???
Ary ianareo angah ny mpaminanny ka mahita hoe rà mandriaka @ fifidianana??? Sa ianareo le anisan'ny hanao le fikorontanana sy hahatonga ilay rà mandriaka???
Aza de mba manakorontana saim-bahoaka toy izao rangahy an!!!
Te hanavotra an'i Gasikara ianao anefa de izao ve ny fisainanao???
Hono hono ho'ah fa talohan'izay nadritra ny roapolo taona lasa izay tena niadana be angah ny Malagasy???
Ary ianareo angah ny mpaminanny ka mahita hoe rà mandriaka @ fifidianana??? Sa ianareo le anisan'ny hanao le fikorontanana sy hahatonga ilay rà mandriaka???
Aza de mba manakorontana saim-bahoaka toy izao rangahy an!!!
Te hanavotra an'i Gasikara ianao anefa de izao ve ny fisainanao???
6. patrick2002
(
11/10/2006 23:41)
Kolonkato ,ahoana kosa no hipetraka fotsiny amin'izao ianao ,izao ary tsy any fadiran'ovana mieritreritra ny any kou ,dia lazaina manakorotana ny saim-bahoaka ve izany.
7. Stone
(
12/10/2006 00:05)
Mbola tsy vory daholo ny condition @ hoe hisy soulevement populaire izany, ka aza matahotra an'izany fa tsy hisy izany. Eo @ 2eme mandat eo foana vao mitranga izireny na isaky ny 10-12taona. Tsy maintsy ao Antananarivo koa no voalohany, fa raha mbola tsy azo tana dia mbola heripo very maina ny an'ny opposition.
En plus mbola merina indray no ahongana, mihena ny chance.
I Herizo no hitako mahatsapa tsara izay zavatra izay.
En plus mbola merina indray no ahongana, mihena ny chance.
I Herizo no hitako mahatsapa tsara izay zavatra izay.
8. HESHA
(
12/10/2006 14:30)
Na tiana aza hono ny zanaka rehefa manaiki-nono akifika ka aza mitompo teny fantatra.
Tsy haintsika ange izay tena ao ampon ny olona e
Tsy haintsika ange izay tena ao ampon ny olona e
9. danibe
(
12/10/2006 20:44)
ka noho izay fijalian'ny malagasy hatr@ fahaleovan-tena izay mihintsy anie no ilazana fa mampalahelo isika e! maika moa nandritra ny fanjanahantany. fa namaivay kosa ny 2002 satria maro amintsika no nandray anjara tamin'iny tolona iny. izaho aloha nandray anjara e! tany Fianara. aho ary nahita tsara ny fandehany tany. tsy hanakorontana vely2 fa mba mitady ny hevitrareo. ary tena TIM be i Kolokanto an!mazotoa e!
10. fijo
(
12/10/2006 20:59)
analyse ny an'i danibe,ka izay no fahitany azy.fa tsy hoe mpamonanay izy na inona.
isika eto moa mianara miresaka e.aza manambany ny hevitry ny sasany sy manabado azy,fa ny anao aroso,dia ataovy tsara tohana.
za izao dia io voalazan'i stone io koa no fahitako azy.
isika eto moa mianara miresaka e.aza manambany ny hevitry ny sasany sy manabado azy,fa ny anao aroso,dia ataovy tsara tohana.
za izao dia io voalazan'i stone io koa no fahitako azy.
11. vani
(
13/10/2006 12:51)
mampalahelo tokoa ange Madagasikara é! fa amiko aloha dia tsikombakomban'ireo mpitondra ireo ihany lé olana fa tsy misy hoe i Ravalo na Ratsiraka na i Pierrot fa izy mianakavy ao anaty sac 1 mifangaro, mitovy firehana, mamitaka ny vahoaka fotsiny. Jereo ange fa ny marina rehetra mody sarotsaromana daholo é! avela ho dondrona mihitsy ny vahoaka dia amin'izay ataon'izareo an'zé itiavany azy eo! ka izy no efa manana ny ampy ka inona no irarahiany antsika?
13. vani
(
13/10/2006 13:34)
fa ny tena mapalahelo ngé détsy vitan'ny hoe ny gasy minana ny gasy fa ny olom-bitsy gasy mampinana ny vazaha é! aiza daholo ary ny cerveaux gasy? mahay ngé tsika é! za aloha fière amin'izany fa na ho any Amérique na Europe na ailleurs, tsika gasy miavaka foana amin'ny fianarana!dé avy eo potehan'ny mpitondra parvenus!fa na lafiny inona na inona zao anjakan-dry lerony daholo. dé inona fotsiny ny mba ho avin'ireo zay nifofotra mafy tamin'ny fianarana? sady tsy mba ho an'ny profit an'ny firenena akory!
14. mandrindra
(
13/10/2006 13:37)
vani, =D=D=D
ny aty ambany fotsiny no miady mifandramatra dia mitsokovy daholo avy eo. fa ry zalahy mivoavoa ery andavarangana dia miaraka misôsy ihany avy eo.
ny aty ambany fotsiny no miady mifandramatra dia mitsokovy daholo avy eo. fa ry zalahy mivoavoa ery andavarangana dia miaraka misôsy ihany avy eo.
15. vani
(
13/10/2006 13:55)
ka ny tiako ihaviana dia any ihany hoe anjaratsika ndray zany zao ny mba miray hina manao zay mety, mianatra, miezaka dia mitady zé marina! firifiry moa ny harenan'ny gasy mandé any ampaosin'ireo? f'angah zany dé hojerempotsiny ohatr'izao foana é? tsy aleo mba angatahana amin'izay ny marina dia atolotry ny vahoaka ny ho filoha fa tsy 'zé te-hilatsaka no milatsaka? mila stratégie en science po zany fa tsy hovalianareo ndray aho hoe ahoana no hahamety an'zany an! :D fa tsy domaine ko loatra fa misy fotsiny ny gasy mahafehy tsara an'zany fa tsy jerena akory!
16. prime
(
13/10/2006 14:51)
vani> marina ny lazainao fa ilay foto-kevitra tena mahasoa ny firenena koa tsy misy mijoro fa hevitra mandalo daholo sy eo ambav'orona daholo... d izay vita koa moa tsy misy manohy fa milaza ho mahay daholo ny mandimby ka tsy misy maharitra...
17. fijo
(
13/10/2006 21:35)
araka ilay tenin'ialahy io ry prime hoe ,ataovy izay maha soa anao,dia izay no fandrosoana"ary tsy misy hafa tsy izay no izy
18. vetsoko
(
14/10/2006 12:11)
ny antoky ny fandrosoan'ny firenena dia miankina be dia be @ politika soritan'ny gouvernants,miampy initiative de bonne foie sy conscience collectiven'ny opinion bonnus ny richesse naturelle ,mentalité, ary garantie ny stabilité politique sy ny indépendance de la justice
