mitady hira ô

1. cmbolatiana ( 11/10/2006 11:18)
Miarahaba anareo rehetra indray. Mba mitady ireto tononkira ireto raha manana ianareo dia mba alefaso anaty tonokira azafady
- The regret is never before (Bodo)
- Bianco (Bodo)
- Tsy haiko ny titre sasany fa izay hiran'i Bodo amin'ny teny Anglais tamin'ny album taloha ireny
- Tanala very sampy (kaiamba)
- Tsy nampoiziko (kaiamba)
- Mbola tiako (Kaiamba)
- Toy ny raozy vao maraina ( Feon'ala)
Izany hoe hira kaiamba taloha ireny izany no tadiaviko.
Dia misaotra mialoha ho an'izay mety afaka hanampy ahy dia :-*

répondu par cmbolatiana le 10/11/2006 05:43
2. Fiffi ( 11/10/2006 13:49)
efa mba nojerenao ve ao @ tononkira ?
3. ninih ( 11/10/2006 15:08)
le teny anglisy toa tsisy ao @ tonokira marina kah!
4. cmbolatiana ( 12/10/2006 11:20)
Efa nojereko daholo ny tonokiran'ireo fa tsy misy ao
5. Fiffi ( 12/10/2006 16:55)
nitady hiany aloha zah fa tsy nahita an!
6. ninih ( 13/10/2006 13:36)
de ina indray no hevitra ary e!
7. Fiffi ( 13/10/2006 16:29)
de tsy aiko akia an !
8. valliant ( 13/10/2006 16:32)
saika mba hitady tono-kira a nefa tsy mahita mihitsy
9. Fiffi ( 13/10/2006 20:05)
valliant: tononkiran'iza no tadiavinao ? efa mba nijery tato @ tononkira ve ? ato manko tena feno bdb an ! http://tononkira.serasera.org/
10. ninih ( 17/10/2006 16:18)
nahita ve ihany ve i valliant e!
11. Fiffi ( 19/10/2006 08:24)
ka na le tononkira tadiavina aza akia tsy fantatra akory an!
12. cmbolatiana ( 10/11/2006 05:43)
eny ary e !
tsisy namaly izany ny fangatahiko fa dia ataovy stop zany, aza tohizana intsony fa izaho konko tsy mba handefa hira ho an'iza n'iza zany.
veloma:oops::twisted::(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583