Ventson'ny Kamboty
1. Parfum
(
11/10/2006 10:19)
Hiran'ny Tarika RABERANTO izy io ary misy toy zao ao anatiny "Ventesinay mora..... sy miondakondana..."
répondu par ari.malala le 23/10/2006 14:13
2. Fiffi
(
11/10/2006 10:46)
Parfum: jereo hiany ato @ tononkira fa bdb ny hira ao an! de jereo ity fa io ilay hira tadiavinao ! http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=1583
3. dadasy
(
11/10/2006 19:21)
Tsy io ilay hira notadiavin'i parfum Fiffi a,
inty ny sombiny de manohy ny hafa raha tsy tafavoakako hatr@ farany
ventesinay mora sy mirindra ity hira
hanandratanay ireo feo,
feon'ireo zaza kamboty ety
tsy ampy tambitamby sy mijaly
Ny ray aman-dreniko aza zay efa vovoka
tsy maheno intsony ny antsoantsonay
tsy maheno intsony ny fitarainanay
Ny zanaky ny maty..........
miaraka matory @akoho an-dakozia
.........
mionakondana tanana
tena tsy tafa fa mba ahitsio sy mba fenoy e!!!
inty ny sombiny de manohy ny hafa raha tsy tafavoakako hatr@ farany
ventesinay mora sy mirindra ity hira
hanandratanay ireo feo,
feon'ireo zaza kamboty ety
tsy ampy tambitamby sy mijaly
Ny ray aman-dreniko aza zay efa vovoka
tsy maheno intsony ny antsoantsonay
tsy maheno intsony ny fitarainanay
Ny zanaky ny maty..........
miaraka matory @akoho an-dakozia
.........
mionakondana tanana
tena tsy tafa fa mba ahitsio sy mba fenoy e!!!
9. ari.malala
(
19/10/2006 07:45)
ventesinay mora sy mirindra ity hira
hanandratanay ireo feo,
feon'ireo zaza kamboty ety
tsy ampy tambitamby sy mijaly
Ny ray aman-dreniko aza zay efa vovoka
tsy maheno intsony ny antsoantsonay
tsy maheno intsony ny fitarainanay
Ny zanaky ny maty
Tsy misy hasina intsony
miaraka matory @akoho an-dakozia
ny lamba rakofany potika sy rovitra
mionakondana tanana
hanandratanay ireo feo,
feon'ireo zaza kamboty ety
tsy ampy tambitamby sy mijaly
Ny ray aman-dreniko aza zay efa vovoka
tsy maheno intsony ny antsoantsonay
tsy maheno intsony ny fitarainanay
Ny zanaky ny maty
Tsy misy hasina intsony
miaraka matory @akoho an-dakozia
ny lamba rakofany potika sy rovitra
mionakondana tanana
10. Fiffi
(
19/10/2006 08:22)
ary mahagaga fa toa tsy mitovy ao @ tononkira ? nefa iray hiany ny titra sy ny mpihira ?
11. ari.malala
(
23/10/2006 14:13)
ventesinay mora sy mirindra ity hira
hanandratanay ireo feo,
feon'ireo zaza kamboty ety
tsy ampy tambitamby sy mijaly
Ny ray aman-dreniko aza zay efa vovoka
tsy maheno intsony ny antsoantsonay
tsy maheno intsony ny fitarainanay
Ny zanaky ny maty
Tsy misy hasina intsony
miaraka matory @akoho an-dakozia
ny lamba rakofany potika sy rovitra
mionakondana tanana
Nahoana ry tany
Ny zanky ny maty
No vesarana entan-tsy zaka
Efa voaozona ve sa ...
Miaritra ny mafy izahay
hanandratanay ireo feo,
feon'ireo zaza kamboty ety
tsy ampy tambitamby sy mijaly
Ny ray aman-dreniko aza zay efa vovoka
tsy maheno intsony ny antsoantsonay
tsy maheno intsony ny fitarainanay
Ny zanaky ny maty
Tsy misy hasina intsony
miaraka matory @akoho an-dakozia
ny lamba rakofany potika sy rovitra
mionakondana tanana
Nahoana ry tany
Ny zanky ny maty
No vesarana entan-tsy zaka
Efa voaozona ve sa ...
Miaritra ny mafy izahay
