Rajaonarivelo,toamasina, ivato, barazy 2002, barazy 2006:?

1. tezitra ( 10/10/2006 09:55)
1)Pkoi tamatave mais pas ivato: Tsy azo anaovana manif intsony ao Tana, voavono ianao @ ireo mercenairen-dra8 ( nouvelle version TTS), Tsy ny vahoaka no namono ny opposition (president,deputé,etc...), antananarivo civilisé,rehefa tsy tiany ianao tsy tonga izy fa tsy mamono anao; NOV 2005 :be olona ny manif opposition tao @ stadium tamatave ;16 dec 2005 : nogadraina i voninahitse ;17 dec : nolakoina ny deputé teo @ 13 mai. Tsisy nogadraina ireo nandako, antananarivo était passive; mitandrema efa tsy toeran’ny demokrasia i iarivo;
2)Fanakatonana aéroport: -voyageur tsy tonga sy tsy remboursé, entana tsy tonga,chômage technique ny mpiasa(au sol et en l’air), activité derivée foana(taxi à l’aéroport...); volabe no lany. c du barrage(R8 = ratsiraka light),
3)Pierrot tsy gadra! : condamné à 15 ans atahorana ny managadra azy ?atahorana ny korontana ? tsy manana force sy justice intsony ny fanjakana: qu’il demisionne, na afaho daholo ny gadra moins de 15 ans, pas de 2 poids 2 mesure
-ny grève genéral: Tsy solution, nefa aza sakanana 13 mai, antanimena,COUM aza lakoina ny opposition, , brickaville, toamasina, sauf raha misy manimba gadrao,
Antso farany : aza zarainareo i Madagasikara, leo Arema ny olona en 2002, kivy andra8 izy izao,
ataovy ny tetezamita de toute façon raha miaramila no mitondra any @ faritany (6 PDS = 6 militaire),raha mikatona ny aéroport, dia efa tetezamita izay,ka maninona no tsy tohizana h@ farany
BIZOOO na izany aza ho an'ny vavy ary tape à l'épaule ho an'ny bandy
répondu par fijo le 11/10/2006 20:54
2. xxx ( 10/10/2006 10:31)
Raha tena nijaly ny Gasy... nahoana no tsy mba niverina taloha hanavotra azy i Rajaonarivelo???
Nahoana no efa hirotsaka ho @ fifidianana izy vao tonga?
Raha toa ka nahavita tonga toa izao ihany izy... nahoana no tsy tonga taloha kokoa? Sa mbola tsisy tombontsoany tamin'izany fotoana izany?

Tsy fitiavana tanindrazana no ahatongavan-dRajaonarivelo fa fitiavana seza... sinon izy tonga taloha.

Betsaka ireo mpanohana azy no kivy sy narary fo tanteraka tamin'ireny fanamelohana azy ireny... naninona izy no nandiso fanantenana fa tsy tonga nilaza hoe tsy marina izany???

Aza tenenina hoe natahotra an-dRavalo izy... satria izao izy miseho hoe tsy matahotra.

3. vakiniadiana ( 10/10/2006 13:07)
Tonga eto @ serasera ny mpanakorontana :lol: :lol: :lol:, tokony nankany tamatave tezitra mba nanampy isa ireo vitsivitsy nankeny @ aéroport :lol:
4. eraina ( 10/10/2006 15:21)
diso hevitra enao ra tezitra
tsy saina io noratano io fa fo, tsy hainao ny zavamisy fa tokony tsy hiteny enao, mbany be zany hevitrao izany
tena mila mieritreritra enao fa otrany ho lasa angamba kou
5. Lejim ( 10/10/2006 15:43)
tezitra> Mety tsy natahotra akory ny fanjakana, fa iny no mesure sisa azo natao mba hisorohana ra mandriaka! Ny mampalahelo ahy dia be fanadinoana marina ny olona. Adinon'ny sasany ny zavatra nataon'i Pierrot t@ 2001-2002.
6. Robert ( 10/10/2006 17:16)
tezitra> Manaiky za fa Ra-8 = Ratsiraka light.
Fa Pierrot = Ratsiraka.

De io ve no mbola averina eo @ fitondrana.

Tsy aleo mba olona hafa, no tohanana rehefa tsy milay Ra-8.

7. fijo ( 10/10/2006 19:54)
io voalazan'i lejim io no analyse mitombona.mba hialana ny ra milatsaka no nahatonga ireny fanakatonana ireny,
ary naninona tokoa moa i lery raha tonga nanatrika nyfitsarana azy e?????
8. lagoon ( 10/10/2006 21:10)
Tezitra

Une seule phrase:"Pierrot,l'arroseur arrosé" ou "Le barrageur de Brickaville barragé à Toamasina"!

Izany leity ny fiainana,mijinja izay nafafy;Aza manantena fitiavana avy @ vahoaka mihintsy raha mpilaiso vola sy mpanao bizna @karana i Poireau.
Afaka tezitra ialahy,ary normal izany;nefa tsy normal @ ialahy ve raha tezitra @ i Pierrot ny vahoaka Malagasy?


9. fijo ( 10/10/2006 22:48)
aza masiaka aminy kosa,fa avelao izy hanoana e.
fa io ve ry tezitra,tsy tsapanareo hoe hetsika hanakorontanana fotsiny????
10. xxx ( 11/10/2006 01:36)
aiza ianao ry perolabomba a?
11. papounette ( 11/10/2006 16:13)
tezitra:

1)Pkoi tamatave mais pas ivato: Tsy azo anaovana manif intsony ao Tana, voavono ianao @ ireo mercenairen-dra8 ( nouvelle version TTS), Tsy ny vahoaka no namono ny opposition (president,deputé,etc...), antananarivo civilisé,rehefa tsy tiany ianao tsy tonga izy fa tsy mamono anao; NOV 2005 :be olona ny manif opposition tao @ stadium tamatave ;16 dec 2005 : nogadraina i voninahitse ;17 dec : nolakoina ny deputé teo @ 13 mai. Tsisy nogadraina ireo nandako, antananarivo était passive; mitandrema efa tsy toeran’ny demokrasia i iarivo;
2)Fanakatonana aéroport: -voyageur tsy tonga sy tsy remboursé, entana tsy tonga,chômage technique ny mpiasa(au sol et en l’air), activité derivée foana(taxi à l’aéroport...); volabe no lany. c du barrage(R8 = ratsiraka light),
3)Pierrot tsy gadra! : condamné à 15 ans atahorana ny managadra azy ?atahorana ny korontana ? tsy manana force sy justice intsony ny fanjakana: qu’il demisionne, na afaho daholo ny gadra moins de 15 ans, pas de 2 poids 2 mesure
-ny grève genéral: Tsy solution, nefa aza sakanana 13 mai, antanimena,COUM aza lakoina ny opposition, , brickaville, toamasina, sauf raha misy manimba gadrao,
Antso farany : aza zarainareo i Madagasikara, leo Arema ny olona en 2002, kivy andra8 izy izao,
ataovy ny tetezamita de toute façon raha miaramila no mitondra any @ faritany (6 PDS = 6 militaire),raha mikatona ny aéroport, dia efa tetezamita izay,ka maninona no tsy tohizana h@ farany
BIZOOO na izany aza ho an'ny vavy ary tape à l'épaule ho an'ny bandy


Mila filaminana zahay ry tezitra a!ze mitady hanakorontana satria mahazo tombontsoa @fanakorontanana de aoka ho faizina.Aoka zay ny mitovy @1991, sy ny 2002.De aoka ko zay namafy rivotra mba hinjinja tadio e!!!!
12. fijo ( 11/10/2006 20:54)
kay,hofanina i vatokely raha izao kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0643