Mba mailo daolo e

1. rakotoline ( 09/10/2006 17:57)
salama daolo.no izao zava-misy any dago izao dia tokony hifanipy afatra isika tsirairay avy mba hisorohana ny korotana eo amin'ny samy gasy satria resaka politika io ary tsy ny samy gasy no tokony hifamely fa ny politika no tokony ampiadina enganié ny firenena maro mba hanaramaso sy tsy ho vavolombelona sandoka ary hiampy ny gendarme sy police miaraka mba ampirindra ny fandrim-pahalemana.Tsy ny vatana no hiady fa ny saina e.Ataoko fa ny fiainan-tsika aza efa manahirana vé indrindra ry havan-tsika any an-toerana dia mbola ampiana indray sa ahoana hoy nareo?
répondu par Fiffi le 03/11/2006 18:32
2. Fiffi ( 09/10/2006 19:56)
tsy misy korontana zany eh! mivavaha fotsiny !
3. fasaly ( 09/10/2006 20:10)
fa aon marina e!:roll:
4. Fiffi ( 09/10/2006 21:04)
shhhh ! aza de manao polémika be loatra tahak'zao kosa ry rakotoline an ! na aza généralizéna le izy fa hampio fivavahana fotsiny hiany raha sanatria ka misy tahotra eh!
5. vakiniadiana ( 10/10/2006 05:28)
Mino aho fa tsy hisy korontana izany eto ka, ny malagasy efa hendry ka tsy rebireben'ny mpanakorontana izany
6. fiderana ( 10/10/2006 05:48)
avelao eo fotsiny izy dia ho tsapany hay tsy dia misy mohaino sy manaraka, aza jerena akory na topimaso aza, aza asiana resaka, dia ho hitanao fa hangina hoazy ireny, ampiana vavaka betsaka dia milamina isika rehetra ê!.
7. papala ( 10/10/2006 05:50)
tsy misy korontana zany aty ry rakotoline a ! fa ny fanjakana efa misakana an'ireo olona mitady hanakorontana ! mazava be angamba lay izy !
8. ninih ( 10/10/2006 09:01)
ssshhhhh! na de misy aza ny te hanankorontana refa tsisy ny korontanina de rava hoazy izany e!
9. Fiffi ( 10/10/2006 09:26)
zay fotsiny eh! aza manao polémika fa shhh !
10. raygasy ( 10/10/2006 14:11)
Efa betsaka koa izy efa maty t@ zany korotana izany fa efa samy tongasaina daholo ny olona fa tsy misy hatao fitaovana izany tsony eo e!ireo zay mitarika hanakorotana zao no tokony sakanana mafy e!
11. Fiffi ( 10/10/2006 15:59)
tsy adala akory ny vahoaka an!
12. ninih ( 11/10/2006 09:15)
samy efa misy ezaka izao na eo @ mpitondra na eo @ vahoaka mba hampirindra ny fiaraha-monina e!
13. Fiffi ( 11/10/2006 10:12)
zay indrindra manko :)
14. ninih ( 11/10/2006 12:56)
:wink:
15. Fiffi ( 11/10/2006 16:25)
16. ninih ( 17/10/2006 15:43)
tsy te hiditra lalina lotra @ ity resaka politika ity ko anie ny maro izao e! efa be kongamba ny vita e! de izao ilay hoe ze mangina volamena e!
17. fiderana ( 17/10/2006 16:21)
ninih >> indraindray ny mangina tsy volamena, fa tsy haiko, ohatra: hanaovan'ny vorona maloto...:-D:-D:-D, aleo mitandrina ihany, fa 8)8)8) aloha bê!.
18. Fiffi ( 17/10/2006 20:05)
ninih: sa ve hoe "vizana ve no tsy mahateny intsony "....:)
19. ninih ( 18/10/2006 14:07)
fiderana, Fiffi: ny mangina hono @ politika mifono zavatra betsaka ko! mety hoe miotrika ao ny hevitra de refa mipôka de mampatahotra be!
20. Fiffi ( 19/10/2006 05:47)
nefa akia zay le tena ratsy be an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5329