te hanankarena
1. danibe
(
08/10/2006 20:50)
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?:{:{:{
répondu par prime le 25/10/2006 13:58
2. Fiffi
(
08/10/2006 21:31)
mianatra tsara , vitaina soamantsara aloha ny fianarana de mba afaka mahita asa tsara !
Tsy milatsaka avy any an-danitra akory ny harena fa tsy maintsy ny hatsembohanao hiany no hahatonga anao hanankarena !
Raha tsy hoe nanao lalao millionnaire na nahazo loto ?
Tsy milatsaka avy any an-danitra akory ny harena fa tsy maintsy ny hatsembohanao hiany no hahatonga anao hanankarena !
Raha tsy hoe nanao lalao millionnaire na nahazo loto ?
3. soanja
(
08/10/2006 23:28)
danibe:
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?:{:{:{
Mankanesa any Ilakaka fa evtivety de mpanakarena tsy misy ohatr'izany raha tsara vintana. Fa ohatra kosa mahandry tsara dia mianatra tsara voalazan'i Fiffi de ampiasaina ny atidoha amin'iny fahaizana azo iny. Good luck.
4. simplex
(
08/10/2006 23:52)
ra ohatra ka mianatra tsara fotsiny d tsy lasa mpana-karena b fa mba mety hoe mivoatra fotsiny ny fiainana.
misy boky izay nosoratan'i Robert Kiyosaki mitondra ny lohateny hoe "Rich dad, poor dad", vakio fa mety hanome insipiraka an'la :°)
bonne chance :-*:-*
5. LazaDaddy
(
09/10/2006 04:17)
danibe:
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?
Fiffi:Fiffi> izany ve dia mba marina? Jereo fotsiny Ravalo sy ireo mpanao politika ireo.
mianatra tsara , vitaina soamantsara aloha ny fianarana
danibe> harena inona aloha fa misy karazany 2 ny harena amiko: ny ety an-tany sy ny any an-danitra :wink:
6. Fiffi
(
09/10/2006 05:40)
Fiffi:Laza: io ny valiny !
Tsy milatsaka avy any an-danitra akory ny harena fa tsy maintsy ny hatsembohanao hiany no hahatonga anao hanankarena !
7. papala
(
09/10/2006 12:10)
- mampiasa tsara ny saina sy ny vatana @ asa
- mitsitsy an'izay vola azo eo : tsy mirobaroba fa mba mahay manisy ambiny
- avy eo ny ambiny ampitomboina @ zavatra hafa indray.......de mampiasa tsara ny saina........de ohatr'izany foana de farany lasa mpanan-karena ?
oh : Ravalo : ronono - bicyclette
yaourt - moto davidson
beurre,fromage,klassiko - automobile be de be.........farany lasa président de élicoptère
mazotoa mitsitsy sy mahay mikaroka e? de ho lasa mpanankarena daholo anie ny Malagasy oh Ravalo ?

10. papala
(
09/10/2006 13:20)
vakiniadiana> enao zany lay injeniera mpangalatra gaigilahy sy mpiloky hikoizana ?:twisted::twisted:^:^
11. soanja
(
09/10/2006 15:25)
LazaDaddy:
danibe:
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?Fiffi:Fiffi> izany ve dia mba marina? Jereo fotsiny Ravalo sy ireo mpanao politika ireo.
mianatra tsara , vitaina soamantsara aloha ny fianarana
danibe> harena inona aloha fa misy karazany 2 ny harena amiko: ny ety an-tany sy ny any an-danitra :wink:
Fa angaha moa Ra8 tsy nianatra. Matoa izy tafita nampiasa atidoha. Zha mino fa manana ny fahaizany izy.
Ny fahatongavana amin'ny harena dia tsy misy afa tsy ny fikezahana amin'ny zavatra atao iray ary rehefa manao azy atao izay hahatsara tsara azy indrindra. K ana fianarana io n'inon n'ino. Ankoatr'ny hoe manana Riziky zany hoe nanao lottery na nandova be fa i xxx no dadako na reniko.
12. LazaDaddy
(
12/10/2006 03:36)
soanja:Taiza? hahaha!
Fa angaha moa Ra8 tsy nianatra.
soanja:Fahaizana maninona?
Matoa izy tafita nampiasa atidoha. Zha mino fa manana ny fahaizany izy.
vakiniadiana:
Halatra no haingana e, na soloky goavana
soanja:
Ny fahatongavana amin'ny harena dia tsy misy afa tsy ny fikezahana amin'ny zavatra atao
Halatra na soloky goavana
13. LazaDaddy
(
12/10/2006 03:43)
Oops! Toa samy nianatra nandingana tokonam-baravaran-tsekoly daholo marina. Saingy ny sasany nameno isa sy nividy diplaoma namitahana Ray aman-dreny (raha tsy hoe niray tsikombakomba! hahaha!!), ny sasany nanao "formation pour adultes" tsy misy "diplome academique", ny sasany tena nandranto fahaizana, ny sasany naleony nijanona.
14. kitjo
(
12/10/2006 19:05)
manin le "formation pou adultes"?
ngah refa tsy academique dia tsy fianarana?
le tena mibosy be reny ko nge lasa mitapy2 nddray e...hahaha
"Fianarana ny fiainana" e....ianao no mahalala hoe inona ilay tokony ianarana sy tena ilaina fa tsy maka diplome bdb academique nefa nddray tsy ilaina @le fiainana akoy le izy sady tsy applique akory

15. prime
(
25/10/2006 13:58)
Tsy misy formules fiables na concept manokana mampanan-karena fa zavatra sy lalana maro no ahatongavana amin'izany raha ny fahitako azy...