te hiala

1. rinnah ( 08/10/2006 13:22)
Manao ahoana daholo,izaho te hiala nefa tsy hitako ilay soratra we "hiala".
répondu par pissoa le 16/11/2006 20:28
2. Fiffi ( 08/10/2006 13:25)
te hiala @ inona ? aiza ? hiala tsy ho mpikambana eto ve ? :roll:
3. hery ( 08/10/2006 14:11)
Rahefa tsy miditra dia miala ho azy :-)
4. Mmamisoa ( 08/10/2006 14:13)
Aza miala zany fa milay ngeh eto éh!!! :wink:

hery a asio lakoly de tsy tafala!!!! :-P

5. Fiffi ( 08/10/2006 18:01)
rinnah: aza miala zany akia an! milay be ange eto eh! :)
6. mimich ( 09/10/2006 07:38)
ka mety efa nahita olon-tiana anie izy ee satria toa izay ilay notadiaviny. nareo koo...:-D:-D:-D:-D
ataovy we "namana tsotra am zay aky ilay tadiavina ry Rinnah de aza miala ah!!!:-*
7. Fiffi ( 12/10/2006 05:57)
mimich: hummmmm ! marina akia zany an! :)
8. little ( 12/10/2006 07:42)
9. jennifer2 ( 12/10/2006 07:43)
Fa maninona tokoa no hiala e?
10. diamondra27 ( 12/10/2006 08:40)
raha te-hiala de io zany no atao.

De bonne chance
de any andanitra mihaona
de mampamangy ny rehetra any
de soava dia
de :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
adieu
11. mimich ( 18/10/2006 13:41)
mbola io aloha izy h@ zao
mbola vonona hanohy angamba=D=D
12. papala ( 26/10/2006 12:53)
AZA miala aky a ! fa mba asao zahay rehefa tonga lay andro malaza E? mba te hi boommmmmm:miam::miam::miam: de mampamangy any amin'ilay(l)(l)(l)(l)ndry any e!!
13. pissoa ( 16/11/2006 20:28)
mbola nandalo tato izy tamin'ny 14 Nov 2006 k :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.62