karepoka na ny jaleby koa!

1. vale ( 07/10/2006 22:52)
Salama doly:),
sao amintsika ato mba misy mahay manao ny fanaovana an'ireo, karepoka le ohatry ny forma na noeud na kou papillon dia ohatry ny asiana zvt ohatry ny tantealy lay izy avy eo.:)

Dia jaleby kou, le mihodinkodina reny, somary miloko orange mena ireny le izy.:?: saotra ôooo:-*:)
répondu par Fiffi le 15/10/2006 14:04
2. Fiffi ( 08/10/2006 07:11)
:miam::miam::miam::miam:http://www.cuisinezvous.com/modules/news/article.php?storyid=169 http://www.cuisinezvous.com/modules/news/article.php?storyid=150 http://www.arts-culinaires.com/recettes/oreillettes.aspx io oreillettes io akia ry vale le rehefa vita de hasiana tantely :miam::miam::miam:
3. Fiffi ( 08/10/2006 07:24)
Zlabia ny anaran'io akia an! http://www.khaoula.com/zlabia.htm
4. boubounezy ( 08/10/2006 09:41)
hi mesy fiffi, mahay mahanjo be mintsy njy zany an!
^:^ alaivo ny relai fa mampanelo ny efa zatra nemu.
=D=D
5. Fiffi ( 08/10/2006 17:18)
tsy hoe mahay mahandro zah fa recette lien fotsiny io nalefako io an!
Heu...efa mba nanandrana nanao an'io aloha zah de :miam::miam::miam::miam:
6. vale ( 08/10/2006 21:43)
Fiffi::-*saotra betsaka aky fa tena manana namana tokoa eh:-*:-*:-*:miam::miam::miam::D


... ka ny base nge tsy maintsy mihainga avy @ ireny re7 reny doly eh sa ?:roll:, dia izay mahay mahandro manampy astuce kely na manova kely :D, mahay indry matoa mahita ireny lien -na sakafo ireny koh!! raha olona tsy tia mahandro ve hahakarokaroka anireny?:roll:
:):-*:-*:-*
7. vale ( 08/10/2006 21:49)
Fiffi:

:miam::miam::miam::miam:http://www.cuisinezvous.com/modules/news/article.php?storyid=169 http://www.cuisinezvous.com/modules/news/article.php?storyid=150 http://www.arts-culinaires.com/recettes/oreillettes.aspx io oreillettes io akia ry vale le rehefa vita de hasiana tantely :miam::miam::miam:
Fiffi::-*:-*:-* mbola mesi foana akia namaly fa manana namana tokoa ah:),sady manolotra vahaolana foana:-*, saotra^:^:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*


8. Fiffi ( 09/10/2006 21:35)
zany no maham-pinamana akia ry vale an! :):-*:-*:-*
9. vale ( 09/10/2006 22:11)
^:^^:^^:^^:^:-*:-*:-* saotra betsaka akia Fiffi fa tena hita porofo mihintsy izany ah:D(l):-*:-*
10. Fiffi ( 10/10/2006 16:08)
de tout (l) :):-*:-*:-*:-*
11. vale ( 11/10/2006 00:36)
:-*:-*:-*^:^:D(l):-*:-*:-*:-*
12. Annie75 ( 11/10/2006 11:37)
Bjr daol!

Bjr ka Valé!
Ahako koa de tia be an'ireny mofo ireny! Dia misaotra androky nanontany ny recette teto, misaotra ireo nanome ny recettes na ny liens koa, satria vao haingana mihintsy koa aho no saika hitady ny recette n'io fa ny anarany tsy haiko, ny ahy mofo tantely no hiantsoako azy :lol:
Tadidindroky ve tany amin'ny tanana misy an'le olona mivarotra an'ireny entiny amin'ny plateau be iny?!
Bye!
13. Fiffi ( 11/10/2006 16:38)
fa zao koa an! nanao an'io aho androany ka io ny recette de base fa nasiako safran kely t@ namàna ny tantely de tena lasa mavomavo be tahaka an'io sary io mihintsy le izy ! :)
14. Annie75 ( 11/10/2006 21:20)
Fiffi:

fa zao koa an! nanao an'io aho androany ka io ny recette de base fa nasiako safran kely t@ namàna ny tantely de tena lasa mavomavo be tahaka an'io sary io mihintsy le izy ! :)


Bonsoir e!
Iza amin'ilay recette 2 napetrak'i Fiffi tamin'ilay lien kay no nataonao? n°1 sa n° 2?
Raha ny fijeriko ilay n°1 atao amin'ny poche à douille izany izay vao hanao an'ilay boribory mety ho sarotra ihany! nefa asa?
Sinon ilay safran ve tsy nanome tsirony hafa? :?
15. vale ( 12/10/2006 00:48)
Annie75:

Bjr daol!

Bjr ka Valé!
Ahako koa de tia be an'ireny mofo ireny! Dia misaotra androky nanontany ny recette teto, misaotra ireo nanome ny recettes na ny liens koa, satria vao haingana mihintsy koa aho no saika hitady ny recette n'io fa ny anarany tsy haiko, ny ahy mofo tantely no hiantsoako azy :lol:
Tadidindroky ve tany amin'ny tanana misy an'le olona mivarotra an'ireny entiny amin'ny plateau be iny?!
Bye!

Bjr Annie:-*,(ande aiza sady:x:wink: ndriko no manao bye:):wink:)

Kiah alou taiza foana zay vao hita?:wink:, raha tsy notairiko kely t@ mofo tantely:°),ihihihihihi, ny ah indray jaleby ny fahafantarako azy:lol: kou zà ve nahalala iiiy:°), tiko be ery ko rankizy reny e :°), de soa fa nisy ny sera2 mba nanontaniana, saotra an'i Fiffi koa aloha e:-*

Annie ,:wink: tadidiko tsara koooo,hihihi, nahita ny tsirony de..tamàna:°)...biz ndry ary e!:-*


16. Fiffi ( 15/10/2006 14:04)
Annie75:
Sinon ilay safran ve tsy nanome tsirony hafa? :?
Annie75: an3 kah ! fa tsy hatao bdb ange le izy an! fa raha manana colorant hafa ianao de handramo ! andeha hanao karepoka kely aloha hatao gôuter :)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4646