vhv be kiana @ lhl

1. salmo ( 05/10/2006 17:36)
isika vhv sy lhl ve mitovy sa tsia? iza milaza fa samy afa ary iza milaza fa mitovy (tanjaka, fahaizana, toe-tsaina, sns...)?????
répondu par sipagasy le 07/10/2006 20:30
2. Aino ( 05/10/2006 17:56)
samy manana ny azy avy io ry ise ah!!
3. Fiffi ( 05/10/2006 18:10)
samy manana ny azy fa tsy mitovy !
4. pissoa ( 05/10/2006 18:59)
tanjaka : na mi- na ma- tsy mitovy (mazava ho azy) :-D:-D:-D

fahaizana : tsy misy hoe i xxx1 sy xxx2 mitovy be ny fahaizany ; fa heveriko fotsiny hoe vitan'ny vehivavy izay vitan'ny lehilahy, ary vitan'ny lehilahy izay vitan'ny vehivavy amin'ny fampiasana coco :idea:

toe-tsaina : betsaka ny concept tsy dia hitovizan'ny lehilahy sy vehivavy hevitra loatra amin'ny ankapobeny. Ny matetika indrindra dia eo amin'ny resa-pitiavana :-D:-D:-D

sns : miankina amin'ilay sns :-D:-D:-D

Fanontaniana:
Inn no hifandraisany amin'ilay titre fa tsy azoko ?
vhv be kiana @ lhl
:roll:
5. xxx ( 05/10/2006 19:49)
Lohateny : vhv be kiana @ lhl


mianara miresaka aloha ry salmo à.:-D
6. Fiffi ( 06/10/2006 05:37)
7. fiderana ( 06/10/2006 06:07)
izaho koa mba gaga, hay tsy vhv be kiana no tokony ho lohateny, fa hoe mitovy sa tsy sahala , sa diso aho?, sa hoatran'ny ahoana moa....:D
8. ninih ( 06/10/2006 08:23)
:lol: de ina izany no resahina le tsy fitovizana sa le vhv be kiana?
9. xxx ( 06/10/2006 08:50)
alaivo sary an-tsaina hoe mitovy daholo ny vavy sy lahy !!! Angamba tsy hahafinaritra ny fiainana , ilaina ny fahasamihafana mba tsy ho monotone ity fiainana ity, mba hisy fijery samihafa ...

10. andry08 ( 06/10/2006 12:19)
Manjary ramose i madama dia manao zipo daholo ny lehilahy, sady manao maquillage sy talons. =))=)) vazivazy iny fa samy manana ny maha-izy azy ny olona. Tsy natao hitovy mihintsy io re an! Mifanampy ny toetra fa tsy mifaninana.
11. madagasikara ( 07/10/2006 19:50)
KA vehivavy ve ilay nametraka resaka sa lehilahy? Raha toa manko ka lehilahy izy dia te-hitsikera ny vehivavy zany matoa " vehivavy be kiana am lehilahy " no lohateny.
Mety hoe tsy matiny lolo ny nanaovan'ny sipany na ny vadiny azy.
12. andry08 ( 07/10/2006 20:21)
bandy kely hono izy e!:)
13. sipagasy ( 07/10/2006 20:30)
fa i salmo ve vavy sa lahy e! mmhhhh mahagaga be ilay fanontaniana sao.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0503