Belge manam-pahaizana
1. kala
(
05/10/2006 13:00)
Asa na efa teto izy ity, tsy haiko fa alefako foana mandra-pahatongan'ny tsoupou. :twisted:
Tao amin'ireny trano famakian-boky ireny nisy belza iray nipetraka namaky boky teny ambony tohatra (ilay tohatra fakana ny boky eny ambony etazera ireny ê!:lol:)
Gaga ity olona iray ka tsy nahritra fa nanontany.
- Fa inona no ataonao eny ambony eny? Mbola maro ange ireo seza sy latabatra malalaka ê!
- fantatro zany fa ny tsy fantatrao dia ity : manohy fianarana ambony ange zà dia izay rehetra ataoko dia eny ambony daholo.
:-D

répondu par mikavao le 18/10/2006 12:18
2. Samoana
(
05/10/2006 13:32)
Ny namana ato @ serasera izany mihanika zana-tohatra 5 foana:lol:? ( Bac+5 no betsaka hoy ny namana1 izay !)
3. bilakarenjy
(
05/10/2006 15:44)
Tena hevitra ambony dia ambony tokoa ny azy saingy ilay fipetrahana no somary hanahirana kely satria ho tratran'ny fihenjanana tampoka eo vao ho loza .
5. kala
(
06/10/2006 06:57)
vahatra22 > kanefa ange i kala metisy belge :roll::roll::roll::roll::roll:
hatsikana io ê! :wink:
Samoana > ie zany mihitsy ka! fa raha ny anay CEPE aloha zany dia miboretaka amin'ny parquet mihitsy no mamaky boky kou :-D:-D:-D:-* fa elaela ndray vao hita an!
bilakarenjy > tonga soa himémé :-*:-*

12. Bakobako2
(
11/10/2006 16:59)
Fa maninnn njiko ny niala aingana we tsy Belge, de ra zany ngé de mody atao ndray we hita fa voky frity.
13. zoklbfkfk
(
16/10/2006 07:35)
mandainga i kala fa ny petit copain aza belge kou :wink:
bedindry ve zaho teniteny an'izany? :-D
bedindry ve zaho teniteny an'izany? :-D
14. mikavao
(
18/10/2006 12:18)
Ahoana ange no hahafantarana fa misy belge (manam-pahaizana...) mandray anjara amin'ny Tour de France? (le course bicyclette malaza io)
Lanjainy hatrany @ ligne de départ le bicyclette e!:-D:-D:-D
ka tsy vahany mihitsy ny chaîne de sécurité raha tsy efa maneno ny sifflet départ:wink::°):°)?
Fa maninona?:-/:-/
Sao angalarin'ny frantsay manam-pahaizana kokoa noho izy!!:-*:-*:-D:-D:°):°)