Tokana ka mila namana

1. Lejao ( 05/10/2006 10:28)
:P tsy tsara ve ra misy mpinamana maromaro mba miady hevitra, mifampizara hevitra ary mifanampy ko ra hilaina zany.
Lejao
répondu par Fiffi le 07/10/2006 13:11
2. booboo ( 05/10/2006 10:51)
tonga soa klou. Reo @ forum reo efa booooooobaka beeeeeeee ny mpiady hevitra fa miandry anao handray anjara fotsiny :wink:
3. diamondra27 ( 05/10/2006 11:00)
za tsy miady hevitra aminao raha tsy fenoinao tsara ny mombanao:-P:-P
tsy fantatra hoe: aiza no misy anao sao de mba invitén'i caprio miaraka aminay ianao satria izy izao mba te-hahita namana ihany koa de miara-misakafo de miresadresaka de sns...
4. fiderana ( 05/10/2006 13:18)
Miarahaba lejao,
Namana mahafinaritra daholo ny ato fa ilazao ihany, na lahy ianao na vavy, izaho aloha lhl,sady mbola celibany tsara, dia ny taonanao koa afahahana maminavina ny fomba hiresahana aminao.8)8)8)
5. Fiffi ( 06/10/2006 07:59)
aiza zao Lejao ?
6. Ridjio ( 06/10/2006 19:39)
Ianao io mihitsy no ho tadiavina hiaraka hiady hevitra aminay koa aza misalasala:lol::lol:
7. Fiffi ( 07/10/2006 13:11)
izy ary tsy hita intsony indray koh!:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5812