Misy tànana mitsotra

1. bagasy ( 05/10/2006 00:04)
MITADY NY TONONKIRA AN'I NDRIANA RAMAMONJY
répondu par bagasy le 06/10/2006 23:43
2. ninih ( 05/10/2006 08:24)
efa niditra tao @ tonokira serasera ve? jereo ihany aloha ao e!
3. bagasy ( 05/10/2006 17:14)
ninih:

efa niditra tao @ tonokira serasera ve? jereo ihany aloha ao e!


Efa niditra tao aho fa tsy ao izy io
4. bagasy ( 05/10/2006 17:17)
efa tao @serasera tononkira aho fa tsy ao
5. Fiffi ( 05/10/2006 18:15)
ié ! tsy misy ao ! mba nitady hiany aloha zah fa tsy nahita an!
6. ari.malala ( 06/10/2006 12:42)
Nisy tany amiko fa andraso tadiaviko, tsy mampanantena anefa aho ho vetivety an
7. ari.malala ( 06/10/2006 12:48)
Fa izany hoe ny fiverenana sy ny andininy 2 aloha izany omeko eto ihany sao mba misy mahatadidy e, na afaka mameno

Fantatrao fa zava-poana e
Raha izao fiaianana izao
Ary indro miha ratsy raha izao tontolo izao
Fantatrao ny lalana mody
Iverenana amin'ny Rainao
Zay ihany no fanafody

Misy maro no miandry famonjena izay noraisinao
[.....]
Te hitafy fitafiana vao
Misy maro koa reo toa anao
Miandrandra ilay Mofon'aina
Ianao nandray izany moa ve azony antenaina
Ivereno, ivereno
Ilay fitiavana voalohany
Ndeha hiara-dia ary isika hanaitra ny finoany
Afaka hanavao anao
8. bagasy ( 06/10/2006 23:43)
MISAOTRA INDRINDRA E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0643