¿Tinao ve ny mihira @ español aty misy Vazo clip sy karaoke?

1. salmo ( 03/10/2006 13:38)
ilay hira alou http://www.youtube.com/watch?v=WWXCLSd3bu8 rehefa avy eo dia hataovy karaoke http://www.youtube.com/watch?v=cCmulwLQxoY&mode=related&search=
répondu par rhvf le 12/02/2007 14:03
2. Fiffi ( 03/10/2006 14:58)
ka nareo any de tia an'io sady mahay ! zah aloha heu..tsy de voako loatra an!
3. Aino ( 03/10/2006 17:05)
Fiffi raha izaho koa aza tsy de mahavoa fa aleoko ihany vazo gasy:D
4. salmo ( 03/10/2006 18:09)
Aino!aty tsy vazo gasy any @ MARCHA sa enao efa nahita?
5. gasykaraoke ( 03/10/2006 18:49)
tsy aleo iany ve karaoke gasy. gasykaraoke zany no ady eo ééé www.gasykaraoke.com
6. Fiffi ( 03/10/2006 20:36)
tsara ny karaoké gasy fa le hoe handohavam-bola no tsy azoko ! sa io mihintsy ny asanareo ?
7. Aino ( 04/10/2006 20:12)
ny ahy gasy ihany ko!!!
gasy ihany gasy hatrany, avelao ho any ny espagnol anareo.
8. vale ( 06/10/2006 20:59)
gasykaraoke:

tsy aleo iany ve karaoke gasy. gasykaraoke zany no ady eo ééé www.gasykaraoke.com
ny ahy aloha tiako dôly e, zany fahiny mpankany @ "Karaoke" ao Antaninandro izany anie ka mazoto ery eh, lany doly na hira gasy na vahiny koa, rehefa mi s'amozy de izay koh!:)

Salmo> tiako be ny teny espagnola fa mba ampianaro ary e:):-*


9. rhvf ( 12/02/2007 14:03)
tiko ny mianatra na de somary tsy haiko ihany aza fa mba azonao elefa email ve le izy niainaraharison@yahoo.fr merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075