ny fanamafisam-peo amin ny fampisehoana eto Dago

1. ravatorano ( 02/10/2006 05:59)
Nisy fampisehoana omaly teo amin ny gara Soarano ka nadraisan ireo isan ny kalaza amin ny gadona soft rock sy rock metal eto amin ny nanatà.
Ny tiana ho lazaina fotsiny dia tena tsy mendrika miitsy ny fanamafisam-peo na ny sonorisation izany fa tena kadradraka b miitsy.
Tsy hanasoketa ilay tompon ny sono ny tenako fa milaza ny zavatra hitan ny masoko sy ny ren ny sofiko fa oka fotsiny marina.
Eto amitsika dia misy foana ny olana ara tekinika momba ny fanamafisam peo ka na tena raitra aza ilay matsosss dia vitsy no mahay mampiasa sy mikarakara izany mba hahatoimobana ny feo ho ren' ny soifina.
Farany moa dia nanakiana miitsy I Eric tao amin ny tarika Tselatra satria dia tena lasa orera b ilay feo tsisy retour tsy mandeha ny micro ho an ny vocal ny tarika mihira ny mpijery tsy mandre dia izay foana.I ra gégé tao amin ny tarika mage4 aza dia saiak variana niregler ny sono ny riff-ny fa na tsy mandserha na tsisy retour , toy izay koa i ralita amin ilayu gitara seche fa ratsye !
Tadidiko nby tenin ilay mpanakanto izay lazaina fa crooner malagasy izay hoe tena ny sonorisation no nisiasian olona azy raha nanao fampisehoana tao amin'ny palais izy.
Ny hetsika natao anefa dia tsy ny mpanakanto no diso amin ilay sonorisation fa iroe mpikarakara ka raha toy ireny ny mbola hiverina ao antsahamanitra diamino aho fa hisy gidragidra ao amin ny 05 Nov ho avy izao.Tsisy fahafinaretana ilay omaly iny teo amin ny lafiny sofina fa soa fa nahita ny maso
:wink::wink::wink:
répondu par fijo le 05/10/2006 09:40
2. ravatorano ( 02/10/2006 06:04)
asa raha misy ingénieur de son eto amin 'ny tanana fa isaky ny misy fampisehoana dia tojo olana foana fa ilay maly iny dia tena tsy tao miitsy.
Asa raha nisy namana nandeha tany aloha fa za manokana tena nahatsiaro voa mafy sy tsy afapo
3. ravatorano ( 02/10/2006 07:02)
toy izao no nolazain i gix ao amin ny gazety taratra nivoaka androany 02/10/2006 ao amin ny pejy fahadimy : tsy voafehin ny tekinisianina ny feo ny hiran i tselatra.
"Nikorontana ny feon 'ny zavamaneno, tysy heno ny feon'i Erci raha vao ananombokla nihira an ilay hazakazaka izy.Olona mahay sy mahafehy manokana ny mozika rock no tokony handrindra ny fanamafisam-peo injinja ho an ny tarika tselatra izany"
4. hery ( 02/10/2006 08:51)
Sarotra be ny mikirakira sono ho an'ny concert Rock zany. Zay angamba no mbola tsy voafehindry zalahy. Tadidiko koa tao amin'ny La Sainte t@ zah tany fa tena tsy mivoaka mihitsy :-(
Ny blem dia mety ataondry zalahy tahaka ny concert tsotra kanefa tokony samihafa mihtisy.

Ary ravato mpiondana :-)
5. ravatorano ( 02/10/2006 11:50)
6. fiderana ( 02/10/2006 12:02)
Ny sono aloha dia misy milay eto dago ary tsy iray fa misy manana maromaro mihitsy , fa aleho ngaha tsy hotononina eto, fa any amin'ny sehatry ny dokam-barotra, sa moa tsy misy izany ato?, fa hita tokoa fa ny fampisehoana misy dia vitsy no ahitana fahafaham-po eo @ lafiny fikirakirana ny fivoakan'ny feo, indrindra toa tsy mba ingenieur de son akory no manao ny balance @ fampisehoana toy ireny fa ireo tompona matossy izay tsy nandalina izany ankory ka ngamba izany no mahatonga izany, sady izao koa ê!, toa tsy misy ny fandalinana sy fianarana an'io eto Dago raha ny fahafantarako azy, sa izaho no efa tara?
mba hilazao raha misy ry namana rehetra.
7. mirambola ( 02/10/2006 12:41)
ravato: mitovy zany za ko miondana da hard na slow hard fa le kidraka b reny tsy dia tiako(black metal fotsiny)milay ka
8. ninih ( 02/10/2006 12:52)
marina izany fa be ny mahy kah, fa mba sendra ny ilay fikarakarana tsy de matotra izany ilay fampisehoana e! na tsy tena vonona tsara ny mpikarakara de tapitra ny fotoana de tsy vita tsara ny balance na feo.
9. ravatorano ( 03/10/2006 05:39)
za mùino aloha fa tsy be zany ny mahay eto eh satria tsy resaka rock fotsiny anie no manahirana ny mihaino an ilay feo fa eo ihany koa ireo fampisehoana maro eh injinja fa ao amin io palais de sport io fa tena tsy haitsika miitsy ny manao ny balance ao.
betsaka tokoa ny manana sono raitra sy tena mirefotra eto amin ny tanana fa izay e ilay famoahana azy no tsy masaka fa d efa eny ampihirana sy ampitendrena aza ny mpanakanto mbola manao balance foana zalah
mirambola < marina zany eh itovizana io fa tsika koa mahavoa an ireny kazar reny kah na speed na slow revetsika daholo :wink::wink::wink:
10. ninih ( 03/10/2006 11:26)
ary tokony hisy famiofanana manokanaizany ny fanaovana balance mba hampirefotra ny fety izay tiana hatao e!
11. ravatorano ( 04/10/2006 04:57)
eto aloha tsisy an izany hoe fianarana manokana momba ny fanamafisam peo na momba ny feo amin ny akapobeny e na ny ingenieur de son fa reefa mahita rirany kely d eo no manitatra azy.formation sommaire d avieo sur le tas ka asa na izay v no tsy ampirefotra na tsia :?::?::?:
12. fijo ( 05/10/2006 09:40)
i kely no fantako hoe mahay momba io resaka feo io tao mada.fa tsy heno intsony lery.
aty koa anie rehefa manao ny artista gasy betsaka ny sono no mandanderoka e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838