VOASARY LALAO no lohatenin'io angamba ka ireto no tonony mba tadidiko:
Nandao anao ny tenako,kanefa kosa ny saiko any aminao.Ny tany ilay fonenako , ialanao ry aiko raha jerena malok'ila,satria,Ny tafa nifanaovana,ny saha nilalaovana ,voasary lalao.Tanisa isan-droa fangalapiery.Mamisavisa fon'olon-drery,raha bokan-tsongotsongo ,ady kely .Tandindon'ny fitia mieriery.
Raha sendra mamololona,ny tsiahy zary tolona,ao antsaina ao.Dia akipio ny masonao ka banjino an'eritreritra ilay fahazaza,satria, Ny tafa nifanaovana etc...
Tsara io hira io ka dia mihira finaritra e