INONA NO VAOVAO MANERANA NY TANY?

1. sareraka ( 29/09/2006 18:55)
Lasa namonjy ny fivoriamben'ny tany miteny frantsay any BUCAREST AO ROUMANIE ingahy RAVALOMANANA ,hanantena inona ? ...Sa akaiky ve ny fifidianana dia haka toky @ ingahy CHIRAC izay efa gros outsider ihany raha ny fijery azy!

Tonga ao MAURICE ingahy PIERROT RAJAONARIVELO noraisin'ingahy praiministra maorisianina NAVEEM RANGOOLAM ! asa tetika ara-pôlitika ve sa inona aloha .Etsy andaniny anefa ny fanjakàna malagasy dia toy ny piso miandry totozy ny fahatongavan'ity ranamana ity!

Nanapa-kevitra ny BANQUE MONDIALE fa hanakatona ny birao eto MADAGASIKARA ,hoy ingahy JAMES BOND omaly hoe :"MADAGASCAR n'est pas une priorité!"Mahalàsa saina ihany io teny io satria sahàla @ olona iray tsy ampy sakafo sy efa reraka no misy milàza hoe: aleo @ izao fa tsy maninona io!


Ao FRANTSA dia misafotofoto tokoa ny antoko avy ao an-kavia samy te hilatsaka daholo ka manana ahiahy ingahy JOSPIN LIONEL.


Tonga tany SENEGAL ingahy SARKOZY nanao sonia ny famerana ireo mpifindra monina an-tsokosoko ao FRANTSA nefa etsy andaniny dia maro ireo mpitsoam-mponenana tonga ao @ nosy CANARIES sy GIBRALTAR.


Izay fa dia @ manaraka indray sa ahoana
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
répondu par fijo le 05/10/2006 22:42
2. sipagasy ( 29/09/2006 19:09)
ka @ izao ary dia manasa antsika rehetra ny fiangonana ao Paris @ alahady izao 01/10/2006 @ 10 ora tsss tsy tadidiko ilay toerana teo fa ho avy ao ingahy Ravalomanana izany e!
3. tezitra ( 29/09/2006 19:22)
merci sareraka,tsy teo fa nianatra teny gasy:
aloha: toa misy censure eto ravatorano,fa ahoana?
-ny momba an'i ra8 dia ok! fa raha manaja gasy izy dia tokony hiantso conference @ diaspora
-ny moba an'i rajaonarivelo dia ny bandy sy sipa gasy miaraka aminy no tsy mahay, betsaka ny saika hiditra syefa tao fa nosakanan-drizalahy dia io mahazo conseil ratsy io
-ny momba ny banque mondiale dia tsotra tsisy poids economique mondiale intsony ny gasy,sans intêret!sady sira latsaka andrano ny conseil omena ny galasamm, sy avotra intsony
-ny momba ny PS de bien, c demokratik raha maro ny milatsaka,sego no favô, ny gay ninie donia et elia angamba
ny momba ny tsisy taratasy senegalais na gasy indray dia anjaratsika gasy sy ny havantsika gasy mifidy any dago ny mi-interpellé andra8 aminio,raha ratsy ny valinteniny, sy tsisy antoka dia tsy zapper-na izy @ le 3 /12
4. Fiffi ( 29/09/2006 19:31)
ny ahy ny zavatra mba tadiaviko de ny hanomezan'i sareraka ny heviny fa tsy mametraka dinika de lasa mialabala foana eh!
Harosoa ary ny hevitrao mba jerena kely hoe ...?
5. fijo ( 29/09/2006 21:44)
vaovao efa ela ireto vao tonga eto kle
6. Fiffi ( 30/09/2006 07:28)
tena efa lany andro
7. akbaraly ( 30/09/2006 15:14)
Marina ny an i Fiffi, zahay koa anie efa naheno an ireny e, fa misaotra ihany ho an izay ts naharaka. Fa mba atolory ny hevitrao ho voaboasana
8. prime ( 02/10/2006 11:30)
sareraka> ka hanohana an'i manandafy sa i pety ary ve e...?
9. raygasy ( 02/10/2006 13:48)
ny fifidianana izay hatao @dec dia tena demokrasia araka ny tenin'R8 tany New York ka ita eo e!
10. fijo ( 05/10/2006 22:42)
miandry daholo isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1538