Ny vehivavy sy ny lehilahy

1. Kamoufle ( 29/09/2006 09:36)
Tsetsatsetsa tsy haritra ihany ny ahy , ka raha m isy afaka mamaly dia mety hahafaly ahy.
Hafa mihitsy ny toebatan'ireto vehivavy ireto ,ary mahagaga ihany :diso tanteraka mihitsy ny fanasokajiana ny vehivavy ho fanaka malemy, satria ny fanaka , raha hipetrahana , mitolefaka , fa ny vehivavy rafa vao tsindrina dia mampitolefaka lehilahy , tena ny lehilahy indray no fanaka malemy kleaza ,ary malaza ihany koa fa ao anatin'ny vehivavy dia misy toetra mahalehilahy azy tokoa ,marina tokoa izany satria ny vehivavy rehefa hidirana ny vatany vao tena velona bee, fa ny lehilahy mampiditra kosa miha mitolefaka ihany,
Ahoana re izany eee,tena vaky ny lohako ry zareo..
za ve izany no sady soavaly no hitady vilona...sady handreratena aho izany nefa hitolefaka , aiza ary henri ratsimbazafy izay , nihira hoe
Fa sao ianao ee , sao ianao mihevitra
Fa ho tanora mandrakizay
Fa sao ianao ee, sao ianao mihevitra
fa tsy ho lefy rahatrizay...Italic text
répondu par ninih le 02/10/2006 09:19
2. hery ( 29/09/2006 10:08)
Antson'ny fo ve izany ry kamoufle... sa dia tsy mamaky nareo fa izay tianareo hametrahana hevitra fotsiny no ametrahana azy?

Dia rehefa fafaina dia maneno tsss
3. xxx ( 29/09/2006 10:12)
Kamoufle:

Tsetsatsetsa tsy haritra ihany ny ahy , ka raha m isy afaka mamaly dia mety hahafaly ahy.
Hafa mihitsy ny toebatan'ireto vehivavy ireto ,ary mahagaga ihany :diso tanteraka mihitsy ny fanasokajiana ny vehivavy ho fanaka malemy, satria ny fanaka , raha hipetrahana , mitolefaka , fa ny vehivavy rafa vao tsindrina dia mampitolefaka lehilahy , tena ny lehilahy indray no fanaka malemy kleaza ,ary malaza ihany koa fa ao anatin'ny vehivavy dia misy toetra mahalehilahy azy tokoa ,marina tokoa izany satria ny vehivavy rehefa hidirana ny vatany vao tena velona bee, fa ny lehilahy mampiditra kosa miha mitolefaka ihany,
Ahoana re izany eee,tena vaky ny lohako ry zareo..
za ve izany no sady soavaly no hitady vilona...sady handreratena aho izany nefa hitolefaka , aiza ary henri ratsimbazafy izay , nihira hoe
Fa sao ianao ee , sao ianao mihevitra
Fa ho tanora mandrakizay
Fa sao ianao ee, sao ianao mihevitra
fa tsy ho lefy rahatrizay...Italic text



firy zany zao ny bandy nampitolefahan'i kamoufle:-D:-D:-D
4. dolby ( 29/09/2006 12:21)
Manao sarin-teny be i kamoufle zany :)
5. dailynews ( 29/09/2006 13:19)
kamoufle tokony hanoratra boky momba ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny firaisana ara nofo fa izany foana no tena ambetindresakao eto averiko indray..ahoana raha manoratra boky mihitsy momba izany e, sady afaka migalabona ianao no mampidi bola ho anao.
6. Fiffi ( 29/09/2006 13:26)
sady @ zay resaka tssss
7. xxx ( 29/09/2006 15:24)
na ianao tsy ampy vavy raha lehilahy ka te-hitolefika kely 8-) na tsy ampy lahy raha vehivavy ka mila tosika kely 8), fa izany hoe hahatanty tosika ve aloha raha tena tratry ny henjana sa hahatosika koa raha sendra ny tena mitady azy sy tena tia azy :idea::?:
8. ramialy ( 29/09/2006 16:07)
xxx marina ny anao
9. Fiffi ( 29/09/2006 16:53)
sady tokony natao tany @ resak'olon-dehibe angamba le dinika fa tsy ato @ antson'ny fo mihintsy an!
10. Ruby ( 30/09/2006 00:57)
mila mandeha any amin ireny dokotera angamba izy fa miakatra loatra ny dozin'ny resaka seksoaly. mila hampidinina be 8O
11. xxx ( 30/09/2006 08:08)
kamoufle > tena nibitabitaka be zany toi :lol: tsy tapaka ve ny baranjely sy ny cocombre:lol:
Ry kamoufle tony zany le hoe vhv avela hirediredy de mijanona refa reraka otran'ny pile vondera:-D:-D
12. Fiffi ( 30/09/2006 08:26)
13. xxx ( 30/09/2006 08:55)
Kamoufle:

Tsetsatsetsa tsy haritra ihany ny ahy , ka raha m isy afaka mamaly dia mety hahafaly ahy.
Hafa mihitsy ny toebatan'ireto vehivavy ireto ,ary mahagaga ihany :diso tanteraka mihitsy ny fanasokajiana ny vehivavy ho fanaka malemy, satria ny fanaka , raha hipetrahana , mitolefaka , fa ny vehivavy rafa vao tsindrina dia mampitolefaka lehilahy , tena ny lehilahy indray no fanaka malemy kleaza ,ary malaza ihany koa fa ao anatin'ny vehivavy dia misy toetra mahalehilahy azy tokoa ,marina tokoa izany satria ny vehivavy rehefa hidirana ny vatany vao tena velona bee, fa ny lehilahy mampiditra kosa miha mitolefaka ihany,
Ahoana re izany eee,tena vaky ny lohako ry zareo..
za ve izany no sady soavaly no hitady vilona...sady handreratena aho izany nefa hitolefaka , aiza ary henri ratsimbazafy izay , nihira hoe
Fa sao ianao ee , sao ianao mihevitra
Fa ho tanora mandrakizay
Fa sao ianao ee, sao ianao mihevitra
fa tsy ho lefy rahatrizay...Italic text



Oops, inona ary ty ry vendrana dia aiza ireto zanaka @ izao adalana rehetra izao ? sa alefa mianatra aloha dia avy eo mampitolefika légumes eo ampandriana tsy efa feno kitro ve le fikabe:roll::roll:
Avy eo mitapy clavier manao foroma miady aman'olona sy mitety net:-P:-P de mianatra ny lesona informatika :evil:

Ntsoo mampalahelo be zao ny zanak'i kamoufle fa manana RENY ADALA :?:?:?.

=))=))=))=))=))

14. Fiffi ( 30/09/2006 10:09)
:roll: zany ve ?
15. andry08 ( 30/09/2006 11:50)
:roll::roll::?::?:
16. xxx ( 30/09/2006 12:19)
fa tsy azoko intsony ity fika ity :roll: fa ahoana kay no anaovanareo hoe vehivavy i kamoufle sady tena ohatran'ny hoe fantatrareo mihitsy anie izy izany e ! :?::?: izaho mba mikaroka ihany fa dia héhéhé :roll: fa dia hita aloha hoe misy tsy ampy any ho any na izany aza e sady somary marary fo kely, ntsô onena anao ny foko :-/
17. Fiffi ( 30/09/2006 13:43)
ka i filozofy no mahafantatra an'i kamoufle ary kamoufle koa de efa niteny hoe indraindray izy lhl , de indraindray izy vhv ! ka tsy hita ben'hiany eh!
18. Kamoufle ( 30/09/2006 14:43)
Alloooooooooooooooo je suis kamoufle moi ,je suis de retour , vous voulez me connaitre ,oui ç'est moi , je suis l'invisibleeeeeee ,l'impalpableeeee, l'insaisisableeeeee , 'inateignableeeeeeeee, je suis à 'l'extrême moi , de votre droite bien sur , si vous me cherchez à gauche je suis plutot au milieu , parcontre ne tournez pas votre tête à droite , vous risquez de recevoir une belle , droite de ma part bien sûr.
A bientôt mes chers con patriotes.

Signé.
Kmfl for you:*
19. andry08 ( 30/09/2006 14:51)
:roll::roll:
20. xxx ( 30/09/2006 14:52)
nga lasa tsy mahay miteny gasy koh ? :roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0903