mitady namana
2. andry08
(
27/09/2006 11:50)
Ie faly mahafantatra fa ny momba anao dia mystère ka ny namana mila mahafantatra fa tsy hiresaka @ olona tsy fantany akory. Tsy fanahy no eto fa olona:)
Ampio ny momba anao
Ampio ny momba anao
3. fiderana
(
27/09/2006 15:26)
Mbola mba haveriko eto ihany nanatif6, tsy misy manaikitra maharary eto ma mihinana mahafinaritra , fa ampio ny momba anao, fa izany no tian'ny namana rehetra, sa tsy izany ranama, homeo tsiky aloha i nanatif6 dia ampy ê!:D
5. fens
(
28/09/2006 04:42)
Izahay hono hoy dadanay tsy mahazo miresaka amin'ny olotsy fantatra fa de fenoy ny momba anao de miresaka isika! tsy hoe izaho no miavona an! fa tsy azo atao hono ny mihinan-kena tsy fantatra
8. papala
(
03/10/2006 06:07)
salut Ratonga a !
:*tena taitra be mihintsy za fa ohatry ny anaran'i vadiko marina!
veloma e!
:*tena taitra be mihintsy za fa ohatry ny anaran'i vadiko marina!
veloma e!
12. ondinion
(
12/10/2006 12:34)
Niy olana dia toa mba efa nameno ny momba ahy ihany aho fa tsy mety manaiky mihitsy ny site
14. Fiffi
(
16/10/2006 19:58)
tsy misy haki-jery zany fa tondé mandray anjara kah! sady toa efa mahay an! :)
15. fantsika2
(
02/11/2006 17:22)
Diso hevitra zà fa hay sarotra ity mitady namana ity de mba ampio re,(gasy mipetraka aty andafy)
16. berika
(
03/11/2006 09:06)
Tena marina ve zany.Nefa za zo tena te hiresaka aminareo mintsy,nefa za tsy fantatrareo.De inona no atao?.Fa iza avy daholo aloha ity hoe"izahay"ti e?[quote=fens]
]
]