Momba ilay email @namana.serasera.org

1. hery ( 25/09/2006 14:10)
Ho an'ireo izay mangataka adiresy email @namana.serasera.org dia vakio tsara aloha ilay hoe inona no fepetra ilaina. Anisan'izany ny hoe
- Mpikambana ato amin'ny serasera nandritra ny efa-bolana (4 mois) farafahakeliny.
- Ilaina ny anarana sy fanampiny rehefa manao ny fangatahana.
Raha tsy feno daholo ireo fepetra ireo dia tsy hahazo an'ilay adiresy.
répondu par rinja le 17/02/2007 07:35
2. ANARIM ( 27/09/2006 08:51)
zà ve mba mahazo mangataka???? miaouuuuuuuu
3. hery ( 27/09/2006 08:53)
Oujyyy

http://serasera.org/namana/?rub=pages/page&page_id=p44dd7c24b177e
4. ANARIM ( 28/09/2006 06:33)
oujyyyy angah ô?
5. mimich ( 09/10/2006 07:39)
hery>za efa nangataka fa mbola tsy nivaly sa efa feno ilay 500
6. mimich ( 09/10/2006 07:40)
oups fa ilay anarana no tsy tadidiko na nametraka za na tsia
ndrao kalou averina ndjay zany
7. rinja ( 17/02/2007 07:35)
Manao ahoana Hery (Tsiky dia ampy ) a !
Izaho tamin'ity febroary ity no tafiditra ho namana vaovao. Efa nameno ilay mombamomba ahy iny aho saingy toa tsy mety mahazo ilay tadiaviko. Tsy haiko hoe fa maninona ? Mila fanazavana fanampiny fa tsy azoko mihitsy ny mahatonga izany.
Misaotra mialoha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763