NANKAIZA LAY MENU
1. xxx
(
24/09/2006 15:21)
Manao aona daholo o, fa ta lasa tsisy ntsony lay menu du jour nefa za manaraka eto foana fa ahitana idée hafa fa ny omaly tsy miova foana no hohanina.
Avereno lay izy boubounezy a, sa indry sahirana kely sa lasa vacances.
Avereno lay izy boubounezy a, sa indry sahirana kely sa lasa vacances.
répondu par soanja le 29/09/2006 04:54
3. soanja
(
27/09/2006 06:12)
zany ve? 8O8O8O De ahoana izany isika izay efa zatRA nahazo menu teto. De hahandro sakafo tsy mamely indray zany Soanja. Boubounezy kosa e. Misaoatra aky na dia izany aza fa nanampy ahy be ny fanampiandry tamin'ny sakafo. :-*:-*:-*(l)
4. diamondra27
(
27/09/2006 17:46)
mety mbola omeny ihany ny toerana ahitanareo le menu @ manaraka raha mbola:P i bbnz
5. soanja
(
29/09/2006 04:54)
Matroky ny setroka indray zany ny lakozianay mandrapahitako an'i BBNZ.