tonga indray e
1. ari.malala
(
19/09/2006 14:18)
Miarahaba anareo namana rehetra indray aho, tonga indray aho araka ny lohateny napetrako.
Misaotra betsaka anareo rehetra na ny eot an-toerana na ny any am_pita fa tena namana tokoa ianareo, ary mamerina ny fialantsiny ho an'ireo namnaa nikasa hamangy ahy tamin'ny volana jiona fa nisy pb ny tel ko :oops::oops: voaraiko tsara mintsy ny message tao anaty boite vocale, fa dia misaotra e. Misaotra ihany koa an'ireo niantso sy nandefa fanomezana e, voaray tsara fa dia misaotra betsaka! Farany nefa tsy kely lanja, misaotra manokana an'ireo tonga teny amin'ny hopitaly, ary misaotra an'i mamzelkely manokana nitondra ny hafatra. Tena tsy mijanona eo amin'ny sehatra virtoaly tokoa ny fifankatiavana fa tena realy tokoa ka dia misaotra e! mbola hoavy ihany ny sary fa rehefa tafatombina tsara fa tena mbola repotry ny asa alo zao fa vao manavao indray hihihi :)
dia mirary ny hitohizan'ny fifandraisana mahafinaritr are e! :-*:-* ho anareo rehetra e

répondu par Fiffi le 27/09/2006 20:56
3. hery
(
19/09/2006 14:58)
Ela izany ry ali.malala an. Tonga soa indray e.
Maroroha taiza. Alaivo milamina fa rehefa kelikely eo dia zatra ihany e.
Misaotra t@ le sary koa.

5. mamzelkely
(
19/09/2006 15:01)
tonga soa injay akia njy aa na de nifankahita "matetika" aza tsika :-D:-D
tsisy fisaorana akia fa az adino ny karamako ftsn aaa:-D:-D:-*:-*

6. mimich
(
19/09/2006 15:05)
mamzelkely:
fa az adino ny karamako ftsn aaa:-D:-D:-*:-*
tonga de fantatro zao ny karama tadiavin-jy fa glasy misy chocolat hummmm:miam::miam::miam:
7. dolby
(
19/09/2006 15:27)
Tara kely izahay ka saika tsy azonay ilay hafatra fa dia maroroha taiza e.
Fara sa dimby moa ilay izy ?
Fara sa dimby moa ilay izy ?
9. ravakamalala
(
19/09/2006 16:00)
arahabaina indray zany i ari.malala, dia eto ndray zany tsika hi forum eto, fa na izany aza moramora ihany sao tsy ho ampy nono eo ny zaza. :wink:
13. ari.malala
(
20/09/2006 05:56)
mamzelkely, hihihi, karama inona koa? :-D:-D:-D:-D njy aza tsy nitaiza akory ko karama a karama :-D:-D:-D
ravakamalala, hahaha, tsy ampy nono v? ny nono aza terena fotsiny ko! atao anaty biberon de entina mody fa ra tsy zany feno ny akanjo!:oops::oops:
De misaotra amin'ny fandraisana mahafinaritra ry reto a :)

14. mamzelkely
(
20/09/2006 06:10)
ari ountsssssssss karamako nitondra hafatra hafa, ny karamako mitaiza hafa mits iny njay mbola lafo koko :-D:-D
mimich efa hainjy mits le izy fa am manaraa ovaina an'io glace misy chocolat io fa ts le american gum trouny :°):-D:-D

15. ari.malala
(
20/09/2006 06:25)
hahahaha! ao aky fa atao men'i Ambinintsoa bizzzz njy de vita a, sady njy tara aminazy manko de efa vinantoko sahady njy azny ;) a sty zany moa? :-D:-D:-D:-Dde vidanana anle glesy koko eskimô mandende reny njy de efa ampy zay e :-D:-D:-D:-D:-D
18. kala
(
20/09/2006 09:18)
tonga soa i ari.malala :-* maroroha ny taiza ê!
soa mampiadana hono ê! sady efa afaka mihaona amindry amin'izay zà zao manomboka ny début octobre iny. Ny akoho mety ho zakako ihany fa ny anà dia ny sakafon-jazakely no ataoko mahamay ao :-D:-D:-D

20. ari.malala
(
21/09/2006 06:42)
kala, manahoana aky a, de tongava soa re hifanatrehana e :)hinono amio zany ndry raha izany fa hoy indry hoe ny sakafonjaza no hataondry mahamay? mbola nono fotsiny anie no haniny e :-D:-D:-D:-D
mamzelkely, to niahotra ndray re ndroky e!ahoana ko aza ndry zany!
misaotra a'ni miantra sy prime e, :)