Za tsy kobo fa mba resao kely ry reto a!
1. ox
(
19/09/2006 13:51)
Faly aho (tsy anarako io fa faly fotsiny e!),za tena tsy mana-namana mihitsy fa vao teraka vao teo d mba atoroy d tiavo d ampianaro
répondu par Fiffi le 22/10/2006 17:33
3. papounette
(
19/09/2006 14:32)
ampianarina mande ve nareo?ampanaovina tààààààtààààà?Tonga soa alo.
Tonga de midira e de mitafatafa @nay eto.Tsy misy zavtr sarotra.Ao misy sujet isankarazany de ze mahaliana anao ao.
Mazotoa e!
Aza adino Tsiky de ampy
Tonga de midira e de mitafatafa @nay eto.Tsy misy zavtr sarotra.Ao misy sujet isankarazany de ze mahaliana anao ao.
Mazotoa e!
Aza adino Tsiky de ampy
4. booboo
(
19/09/2006 15:30)
tonga soa ô. Enao ara efa hitako nandray anjara t@ dinika iraika tsy tadidiko kouh :°)...jerijerina sy fidipidiana ao fotsiny zay sizé titiana dia valiana e ...
6. dailynews
(
20/09/2006 23:44)
arahabaina aloha izany ianao fa nahazo zazakely no sady tonga soa eto. satria ianao nilaza hoe zah atoroy d ampianaro dia izao no mba zavatra kely lazaiko...ny zaza vao teraka hono ka h@ fara iray taonany dia ampatoriana amin'ny lamosiny fa tsy ny kibony fa mety mahafaty tampoka ny zaza hono izany. ny antony mazava mahafaty tampoka azy dia mbola tsy fantatra anefa ny manampahaizana dia nahita fa ny fampatoriana ny zaza latsaky ny iray taona amin ny lamosina no hisorohana azy.
7. dailynews
(
20/09/2006 23:47)
rehefa mifoha ka milalao anefa izy dia amin 'ny kibony no hampatoriana fa rehefa renoka anaty torimaso iny izy no amin'ny lamosiny.
8. fiderana
(
23/09/2006 10:57)
dia faly mandray ary ox,dia mandisika anao koa ny tenako, hazotohifampidinika sy hiserasera ê!