vvvvooonnnjjjeeeeoooo fa mila tononkira maika oooo!!!!!
1. bloom
(
15/09/2006 07:22)
sali sali sali daholo aaaa:D
tena mba raha misy manana tononkira ireto de mba omena za azafady:
- toriny: hazolahy
- malilo : ninie doniah
tena misaotra :D
tena mba raha misy manana tononkira ireto de mba omena za azafady:
- toriny: hazolahy
- malilo : ninie doniah
tena misaotra :D
répondu par cmbolatiana le 02/10/2006 11:24
2. lanto
(
15/09/2006 07:27)
Vonjeo izy zareo aaa
Zah mba nihazakazaka hamonjy fa tsy mahay tampoka :p
Zah mba nihazakazaka hamonjy fa tsy mahay tampoka :p
5. hniala
(
21/09/2006 05:00)
Ka le hira tadiavinao kosa nge ka sarotra be e. Rah mba nahay tenimparitra zah de narahiko isan'andro, mety ho azo iany ny farany, saingy indrisi, indrisi....
:)
:)
6. ari.malala
(
21/09/2006 12:10)
efa ela be za no nagataka an'io toriny io fa tsisy nahay d nionona e :)
