Mahaiza mifidy de mba tiavo ny tanindrazanao sy ny Malagasy.

1. cristal ( 14/09/2006 10:08)
Manahoana daholo!
Ny ahy dia tsotra samia mivavaka hoan'ny tanindrazantsika sy ireo milatsaka hofidiana,ary mahaiza mifidy sao hilaza indray isika hoe nisy tsy nety!Efa lany fotoana be ny firenentsika t@ fampandrosoana tokony natao koa izay tianao tohanana fa aza mifanaratsy fa ireny vao maika mampalaza izay haratsianao!Mifankatiava fa samy Malagasy;tsy ny resaka politika no hanimbana ny sasany ka refa alefa sesitany dia mimenomenona nefa tsy mahay ny atao hoe fatran'ny fanaovana politika ka manaonao foana ka tsy mahita fitsaharana,mazotoa isika rehetra!!!(l)(l)(l)
répondu par fijo le 27/09/2006 22:09
2. prime ( 14/09/2006 15:15)
inona le hoe "tsy mahay ny atao hoe fatran'ny fanaovana politika?..." fa tsy mazava azfd...:lol:
3. fijo ( 14/09/2006 22:04)
tsy azoko tsara koa ilay tiana lazaina???
4. lagoon ( 14/09/2006 23:57)
Ny ahy tonga dia ilay vato misy manga,mavo sy maintso ary misy soratra hoe:TIAKO I MADAGASIKARA".
Io no vato voalaohany ho raisin'ny mpfidy rehetra satria izy no nametraka dossier voalohany tany @ HCC.
5. Zina ( 15/09/2006 01:40)
i wa ry lagoon, ary mba ahona ry reto ny olona aty ivelany mba afaka mifidy ve?
6. lapino ( 15/09/2006 01:49)
Io no vato voalaohany ho raisin'ny mpfidy rehetra satria izy no nametraka dossier voalohany tany @ HCC.
Hay moa izany tokoa izy io
7. lagoon ( 15/09/2006 09:23)
lapino:

Io no vato voalaohany ho raisin'ny mpfidy rehetra satria izy no nametraka dossier voalohany tany @ HCC.
Hay moa izany tokoa izy io



ie izay tokoa ilay.
rRavlo no vato raisinao voalohany,avy dia i Lahinirin'ny sasany,avy eo i Astérix(Ratsirahonana) satria nametraka dossier androany izy.Dia vy eo ho hita eo e!!!
8. cristal ( 15/09/2006 12:09)
Ny fatran'ny fanaovana politika dia ny tokony atao;ny hevitra no tokony ampiadiana dia ny foto-kevitrao no lazaina fa tsy hoe politika mira barrage refa tsy lany!(l)(l)(l)
9. prime ( 15/09/2006 12:19)
cristal> misaotra fa mazava...
lagoon> marina ny voalazanao fa... fa izay no maha ra8 an-dra8... iz efa any @ firy km foana vao manaraka ny sokatra rehetra... ooops, hay moa o'zy cristal mila mitandrina...
zina> mirotsaha aty @ fifidianana dia mody rehefa avy mifidy sady manao vakansy kely no mamita adidy... fa efa voaresaka tary ambany tary io fa tsy tafa aloha ny mifidy any ivelan'ny dago...
10. Zina ( 15/09/2006 14:42)
Prime misaotra lesy a, hihezaka ny andeha raha afaka zany ko... mba loza ko ry zareo zany....
11. lagoon ( 15/09/2006 18:58)
prime:


lagoon> marina ny voalazanao fa... fa izay no maha ra8 an-dra8... iz efa any @ firy km foana vao manaraka ny sokatra rehetra... ooops, hay moa o'zy cristal mila mitandrina...





tsy ampy sokay ilay mpanohitra ka.
Ra8 nefa est parti au bon moment,tsy nikoropaka mihintsy izy nanao déclaration.
Ry Pierrot nama efa t@ Janvier 200- no nilaza fa hilatsaka nefa tsy hita hatramin'izao.
12. fijo ( 15/09/2006 21:39)
ary efa manomboka ny propany izany an
13. lagoon ( 17/09/2006 08:45)
fijo:

ary efa manomboka ny propany izany an



Tsy mbola misy propany eto e.Ianao anga tsy handray anjara @ fifanina "HIra Faneva" ho an'i Filoha Ravalomanana.Manolotra 1 millions d'Ar ho an'izay hira voatazona izy.
14. nanourand ( 19/09/2006 15:17)
Ary tsy kopy @ ilay Last In First Out razoky a,
mba diniho kely anie rehefa maka zavatra nareo e? ohatra hoe carte de jeu, tsy zay nomena voalohany ve no sokafana farany? (izay nomena farany no sokafana voalohany) :-P
15. fijo ( 21/09/2006 22:16)
lagoon an,hay misy an'izany koa.hanao aho kle.raha mahazo aho,dia anampiako ny fitsangatsanganan'ny namana amin'ny 2007
16. prime ( 26/09/2006 12:11)
aty ny fitsangatsanganana d @ 28 okt. zao... oups
mitady diso size zà zany...
17. fijo ( 27/09/2006 22:09)
ao daho lo izany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0612