MENU DU JOUR

1. boubounezy ( 13/09/2006 23:15)
BROCHETTE DE JAMBON CRU AU MELON FROMAGE CRU
mividiana jambon cru efa @ tranches reny
alaivo ny tranche jambon1 dé didio2 @ alavany
voasy ny melon de teteo somary fisaka eo 1cm sur 2cm eo
alaivo ny fromage au lait cru zé tinao anaovana azy
alaivo ary ny jambon efa vozara2
dé avelaro dé tartinéo @ rokfor na taritary reny na hafakou
ataovy eo ambony ny melon dé
fonosy @ lé jambon
atofoy @ hazo kely na lé vy fanaovana brochette
asio tomaty cerise manaraka
zany wé isakiny hazo zany dé rouleaux 3 dé tomaty 3
asio mâche nature ambony vily fisaka
ataovy @ sisiny
dé asio brochette2 eo akaikiny
rarao huile d'oliva kely eo ambony
tsy mila déco fa avela @zao
pain grillé tsara inanana azy fa azo anina @ mofo tsotra kou izy
mazoto doly fa tsy mampatavy io
araina bière io tsara kou ho any zé misotro refa tsy misotro aleo cidre attention a l'abus d'alcool.:-D:miam:


répondu par boubounezy le 19/09/2006 16:34
2. cutie ( 14/09/2006 02:12)
:miam::miam::miam::miam:
3. tyanah ( 14/09/2006 07:03)
Manahoana enao, mba afaka averina eto kely ve azafady le macaron au coco @ fomba frantsay fa tena tsy hitako intsony ny misy azy nefa mba tiako hianarana, de mba tsara ko ra mba asina karazana sakafo be de be fanaonareo any andafy any à base ingrédient eto dago fa à la façon française
Misaotra de mba valio haingana
4. boubounezy ( 14/09/2006 10:25)
tyanah eny fa sady asina sakafo gasy kou e! efa nanao iany za talou teo ka! sady mbola anao.
dé tsy aiko lé macaron coco lazainao fa bômbô coco ny aiko ka lazavo ra izy.

omeko eto iany sô mba io @zay azona alou;-)
5. boubounezy ( 14/09/2006 10:31)
bômbô coco
andraoy anaty vilany ny siramamy fotsy na mena zé tina.
refa otrany karaméla iny lé siramamy dé
arotsay ny coco efa rapé asina parfum ny vanille né ze tina kou
azo asina colorant mena, maintso na mavo sns
arakarakiny parfum ataonao @ny
aroaroy tsara ifangaro tsara ny siramamy sy ny coco
refa vita zay dé alaivo @ sotro tsikely2 atao boule2 kely eo ambonany plateau mandra mpatsisy tsony anatsy vilany
tandremo vonona ny afo mandritra ny adoaranao ny coco fa mamnjary maina dé tsy mety bômbô coco kely bdb lé izy
6. boubounezy ( 14/09/2006 10:52)
nahandro gasy POULET AUX CHAMPOGNONS NOIR

alonay ny champignon noir eo @ 250grm eo @ rano mafana, avela ivelatra tsara
ampangotray @ rano 2zinga be ny akoho 1 manitoly
efa misy sira sakamalao ary poivre en grain

refa itanao fa efa nangotraka tsara iny dé alaivo ny rony tsy mila atao masaka akory ny akou
atokany @ vilany hafa ny io rony io dé avelao ipetraka eo alo

endaso ny tongolo be angirana dé asio tomate lébé 1
efa vovofy sy votetitetika, avy eo asio tongolo gasy, poivre poudra kely, carry 2 sotro lébé eo na +

kobany tsara ny champignon fa misy fasika dé refa madio tsara dé arotsay ao @ sauce kou

somary endaso mitokana kely alou ny akou avy nampangotraiana dé arotsay @ le sauce sy champignon
asio rano 250cl eo ho masaka tsara dé somary ritina

ampangotray lé rrouny akou natokana teo dé mbola ampio sakamalao fa ataonao rony inanana vary sy loka
mazoto e!

7. xxx ( 14/09/2006 11:01)
bjr,
ny fanaovako bôbô coco indray dia izao,
rapena ny coco 1
siramamy 1kpk sy tapany
arotsahy anaty vilany ny siramamy 1kpk de haroina ho lasa doré, arotsahy ny coco râpés,asio rano 1/2l eo, saromy, rehefa ritra le rano dia arotsahy ny siramamy 1/2kpk farany dia afangarohy tsara tsy mijanona mandrampalamany , avy eo maka tsikelikely @ sotro dia atokatokana atao boribory(plat), tonga dia maina vety2,tsy mila miandry ela (tandremo!! ny afo tsy maintsy hatao malefaka be rehefa @ farany mandrotsaka ny côcô iny e)
8. boubounezy ( 14/09/2006 21:17)
mitovy iany zany fa ny anao asona rano zany ny anah tena tsy asiko mintsy dé mikarepoka tsara! ny ranony lé coco dé ampy
mazoto e!
9. diamondra27 ( 15/09/2006 00:39)
nena ndray : maka fonona bonbon de atao ao le coco rapé avy nasiana siramamy natao kolera menamena, de fonosina , de iny no atao oe: bonbon coco:-D:-D:-D
10. xxx ( 16/09/2006 18:09)
mikarepoka foana io na misy rano na tsia ary le olona mpivarotra ireny mihintsy no nampianatra ahy an'io ka hitako ny fanaovany azy dia nanandrana aho!raha tsy asiana rano dia lasa caramel daholo ny siramamy narotsaka iny,nefa asa:roll: mazotoa e!
11. boubounezy ( 19/09/2006 16:34)
xxx samy manana ny système fahandrony ka tsy olo*ana @ko zé fampianarana nataonao tany fa ny fombako atoroko ny oull dé zé manao2 zé tsy té anao tsy manao.
ra nasah niseo masoandro enao dé nangatahako ampanajana hanao concour ny ré7 @ko.:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6894