Te ho any aminao - Raboussa
1. fsj
(
13/09/2006 15:17)
???? Sao dia mahita an'ny tononkiran'io hira io ianareo??? Na ilay hira mihintsy raha misy manana.
Misaotra betsaka
Misaotra betsaka
répondu par fsj le 01/10/2006 21:54
4. mox
(
30/09/2006 15:31)
SAlut nareo an!zah manana ny tonony fa antsoy aho 0331149585.Marius no anarako.bye daholo an
5. fsj
(
01/10/2006 21:54)
misy probl kely. za tsy mipetraka any Mada dia somary sarotra ilay miantso. sao dia mba afaka mandefa an'ilay izy par e-mail? dia raha mba misy dia ilay hira koa.. manu89_@hotmail.it
Misaotra indrindra indrindra
Misaotra indrindra indrindra
