Niaraka tamin'ny sipa tao am-piasana
1. dolby
(
13/09/2006 10:15)
Mba tantarao hoe. Ataovy anonyme raha matahotra ny hoe gain !!
répondu par Ankazomanga le 11/01/2007 08:08
4. Fiffi
(
13/09/2006 11:15)
tena gravy be io resaka io ! nahafantatra tantara tahak'izao aho de fisarahana ny nihafarany .
5. xxx
(
13/09/2006 11:33)
io alou raha azo atao dia aleo tsy misy satria tsy vitan'ny hoe mety ho gain fa mety hiteraka probleme social ao amin'ny fiasana.manjary mihafahafa ny oul ao ampiasana raha manana disadisa amin'ny anankiray main-izy roa ny hafa dia lasa génés b rehefa mahita ny iray.
6. xxx
(
13/09/2006 12:05)
safidin'ny tsirairay no te-hanana "aventure" ao am-piasana, ary tsy voafetra izany fa mety hisy fôna amin'ny orinasa rehetra. mahery moa ny fitiavana fa dia mahita angano mihitsy izay tratrany. misy mpiara-miasa amiko mpisipa, samy efa manambady izy ireo fa dia lazaiko anareo fa dia tsy maintsy mahita fika foronona fôna isan'andro zao mba ahazoan'izy ireo miaraka ry zareo. de maninona no miaina ao anaatin'ny lainga toy izany anefa? ny zavatra hisy anaefa dia samy tsy hisy hisaraka amin'y vadiny ireo olona ireo fa mba manisy sira amin'ny fiainana fotsiny tokoa angaha koa, ka dia samy mizaka izay ho vokany eny izy. raha mbola azo atao de aza miditra amin'io tantara io, fa ahitan-doza, ary mety amoizana ny asa koa raha tsy matandri-tena.
7. diamondra27
(
13/09/2006 14:42)
tao ampiasananay nisy mpisipa, de voatery tsy maintsy natao mutation ilay iray fa tsy mety, misy fiatraikany @ asa ataony sy ny asa sahaniny.
Rehefa tout va bien de bien fa refa niady zay ry zareo de ny mpiara-miasa no mahazo disadisa
De tsy mety koa satria ao ampiasana ry zareo tsy manana souplesse fa mikitikitika hitan'ny be sy ny maro.
Sady tao anaty contrat koa moa ny hoe: azo atao ny mifankatia samy mpiara-miasa fa raha manome olana @ asa dia tsy maintsy sarahina (toerana) izy 2
Tsy dia tsara loatra amiko ny miara-miasa raha mbola mpisipa raha tsy hoe: angaha entreprise familiale

8. rabaradaka
(
19/09/2006 06:13)
Ka mba io ange ny distraction n'izy mitsama rehefa vizaky ny asa e ! Oh lala !! Fa izao tandremo sao misy mametraka dictaphone sy caméra caché fa eo vao ratsy, raha hitako aloha dia hanaovako copie sitrany ahay vola ny vidin'ilay film e
9. Rainivao
(
29/09/2006 05:28)
Marina fa safidy ny fisipana fa na ho ela na ho haingana dia misy fiantraikany foana eo amin'ny asa sy ny fiarahamonina ao an-toeram-piasana.
Indrindra indrindra ary tokony ho fadiana ohatra ny anabavy mihitsy ny lehibe miaraka amin'ny olona fehezina. Fa rehefa tonga ny gidra dia eny imason'olona eny ianao no valivaliany tsy asiany hasina. Ny olona manan-tsaina tonga dia lasa eritreritra hoe efa tany izany ingahy sefo matoa mahazo tahaka izay.

10. razouk
(
05/10/2006 14:15)
N sipanie toy n voninkazo e! Refa eo ambony brao de mlay be n maita azy.Fa zao koa refa le voninkazo mahery fofona 'zay iz de tena maha voan sery.Aleo mtandrina fôna mba tsy isian' ny blem:lol:
11. razouk
(
05/10/2006 14:17)
N sipanie toy n voninkazo e! Refa eo ambony brao de mlay be n maita azy.Fa zao koa refa le voninkazo mahery fofona 'zay iz de tena maha voan sery.Aleo mtandrina fôna mba tsy isian' ny blem:lol:
12. batita
(
07/10/2006 09:05)
Milay ihany fa mampitsatsaka an!Efa nanandrana ny tenanay indray mandeha.Andramo aloha de hita eo avy eo 'e!!!!!
13. pimaso
(
16/11/2006 11:38)
MILAY BE IO RA MAILO DIA MANAJA NY DIDY FAHA IRAIKAMBINIFOLO = AZA MIANAHANA
TSY ELA @ ZAVATRA HAY FA MAIKA HIFINDR A@ ANANKIRAY
MIAOTRA TOMPOKO
TSY ELA @ ZAVATRA HAY FA MAIKA HIFINDR A@ ANANKIRAY
MIAOTRA TOMPOKO
15. Ankazomanga
(
11/01/2007 08:08)
Aza asina santimaka fa rehefa mitady dia tairo. Sady iny anie revy mandalo ihany eee.
Tsy tsara ny miditra lalina raha sipa ao am-piasana satria sady hifankaleo ao no hiteraka olana ny farany.
Tsy tsara ny miditra lalina raha sipa ao am-piasana satria sady hifankaleo ao no hiteraka olana ny farany.