fahafatesana
1. diamondra27
(
13/09/2006 06:27)
Araka ny henoko @ manodidina dia misy cas ny olona ianjadian'ny fahoriana olona maromaro misesy.
Ahoana no ataon'i tompo manjo mba tsy ho kivy @ fiainana.
ohatra: misy olona iray maty vady , dia maty koa ny rafozan-janany anakiroa (belle-mère ny zanany lahy anakiroa) ary farany ny rahavavin-dreniny.
Inona no teny na azo atao @io ramatoa io?

répondu par Fiffi le 15/09/2006 19:57
2. diamondra27
(
13/09/2006 06:29)
efa nampaherezina ara-tsoratra masina izy
fa @ maha -olombelona ny tena dia inona no tokony atao?
Inona no mety ho fiatraikan'izao any aoriana any?

3. booboo
(
13/09/2006 08:56)
-Tokony atao : Hajaina ny fanaovany ny deuil-ny. Tsiditsidihana matetika indrindra raha mipetra-drery fa tsy manao envahissant(e) koa akory. Ilay mampiseho " pitié " koa eeeee fadiana dia fadiana fa tsisy manirikiry ohatra an'iny mihitsy ( na tsy feno maty nifanesy aza niainako dia terrible io, maika fa hoe misy maromaro lasana nody tahaka zany !!! )
-Ny fihatraikany @ ilay tompo-manjo ve ? tsy fantatro, tahaka ny nidona-manjo rehetra : na ela beee izy vao mahavita ny deuil-ny na " vetivety" izy dia mi-passer @ raha hafa.
Raha tsy zay indray no tokony ho valin'ny fanontanina farany( tsy azoko tsara mantsy )dia mety hoe euh....tsy fantatro :°).
Ny fihatraikan'ny inona klou kay ? ilay fahafatesana nifanesy sa ilay ataon'ny oul hafa @ tompo-manjo ( mifampitohy ve reo fanontaniana roa reo : ny tompo-manjo no resahina sa ny ataon'ny oul hafa @ tompo-manjo ) ?

4. Fiffi
(
13/09/2006 09:56)
diamondra27:rehefa misy fahoriana maro mitsanga @ fianakaviana iray de possible mihintsy ny fametrahana fanontaniana hoe "Misy marina ve Andriamanitra" ? Andriamanitra ve faly mahita an'ireo fianakaviana mijaly no dia nalainy hody any @ daholo ireo olona ireo ?
fa @ maha -olombelona ny tena dia inona no tokony atao?
Inona no mety ho fiatraikan'izao any aoriana any?
Nefa raha tena kristianina ny fianakaviana de ny hatao ao an-tsaina fa Andriamanitra dia tsy mampijaly fa au contraire ! Tokony ho fantan'ny fianakaviana na dia mafy aza na sarotra fa ireo olona nantsohin'Andriamanitra hody any aminy dia ho sambatra ka tokny ho faly izy ireo noho izany fahasambarany zany .
Tsy zavatra mora anefa io saingy hampiana sy hampitombohina ny finoana fa Andriamanitra tsy hanary antsika mandrakizay.
5. diamondra27
(
13/09/2006 11:01)
booboo:ny fiatraikan'ilay fahafatesana no tiako fantatra ka.
Misy tsy mazava kely amiko le lazainao hoe: mampiseho pitié(le mitsetsetra ireny ve zany sa pitié @ inona?)
fiffi:mitovitovy t@ nanjo an'i joba ihany ngamba io raha izany koa.
Dia misaotra @ fampaherezana

6. Fiffi
(
13/09/2006 11:22)
tsy misy fisaorana akia diamondra an! :):-*:-*:-*
Ny zavatra mety miseho koa ary tena misy fihatraikany @ olona mihintsy raha ny fahoriana , indrindra fa raha nisinisy tanaty 1 taona ohatra.
mahafantatra olona zay zah de mandrak'ity ny androany de tsy mandeha mivavaka intsony izy ! na de ny fianakaviana rehetra aza nanohy ny fandanana miangona ! Fa dia nilaza fotsiny izy hoe "aleo aho hino zay zavatra hitako"

7. diamondra27
(
13/09/2006 12:03)
fiffi: tena mila fampaherezana be io ramatoa io izany
Tao anatin'ny 2volana manko izao toe-javatra izao no miseho

8. xxx
(
13/09/2006 12:39)
ny fahafatesana dia lalana iray izoran'ny zanak'olombelona ety ambany masoandro: ny tsirairay dia samy manana ny inoany,
1- raha olona mino an'Atra no hitrangan'ny toe-javatra toy izany, olona tena mino sy miankina tanteraka amin'Atra ny fiainany no resahako fa tsy mpino mihambahamba dia vao maika ary hampitombo ny finoany sy hampiorina azy be be kokoa izany fitsapana izany, ary tsy mijery izany ho toy ny sazin'Atra na kapoka velively fa ho toy ny fihazan-toetra fotsiny ihany.
2- raha toa kosa ka olona tsy mino an'Atra dia tsy maintsy mitodika any amin'izay inoany izy manontany tena ny amin'ireo zava-mitanga ireo, sao dia tokony mande mijery mpanandro ahitana ny zava-miafin'izany fahafatesana misesisesy izany. tsy azo tsinotsinoavina mantsy ireny fomba Malagasy taloha ireny zay mbola misy manohy ankehitriny.
Rehefa samy mitazona ny finoany sy manakina ny fiainany amin'izay hinoany izay, dia izay no zava-dehibe, raha sady tsy an'ny atsy no tsy an'ny eroa mantsy dia very tanteraka tsy manan-kamikirna eo, ka anjaran'ny tsirairay no mahalala hoe iza na inona ary no hinoako sy hanankinako ny fianako fa toa mafy loatra ny zava-miseho amiko.

9. Fiffi
(
13/09/2006 18:14)
marina aloha ny anao ry xxx an! saingy raha ohatra hoe nisy fahoriana in-3 na mihoatra tao @ le fianakaviana anatin'ny 1 taona de maha-lasa heritreritra hiany na dia mpino aza .
10. diamondra27
(
15/09/2006 00:58)
de tsy maintsy matotra tsara zany @ fivavahana raha tsy zany de mora solafaka raha ny fahazoako azy
11. mandrindra
(
15/09/2006 14:08)
tsy miombonkevitra amin'i xxx amin'ny mikasika ny tsy mpino. izaho aloa dia tsy mino, ary tsy manaraka fivavahana. ny toa ahy dia manaiky ny fahafatesana satria tranga tsy maintsy ho avy, ka ny fiainana mandritra ny fahavelomana no atao tsara.
izaho dia tsy mametraka fanontaniana hoe inn no ao ambadiky ny fahafatesana, rehefa maty dia maty. tsy mbola misy afaka manome valina hatramin'izao fa tombtombana daholo satria tsy mbola nisy hoe tany dia niverina.
ho an'ny fianankavina na namana efa maty dia tsy mametrapanontaniana aho hoe aiza ry zareo; fa kosa ny fahatsiarovana ny fiarahana tety no masaka ao antsaiko satria izay o tranga niainako, izay no mamy fantako.

12. Fiffi
(
15/09/2006 19:57)
mandrindra:mandrindra: marina io nolazainao io saingy hoy kosa aho hoe misy ny fanantenana , ho an'ireo Kristiana mino fa misy ny fitsaran'Andriamanitra dia rehefa misy olona nodimandry dia mba faly fa hoe sambatra izy lasa natsohin'ny Ray hody any aminy ka nahafaka ny fijaliany tety ambony tany .(ohatra hoe narary ka nijaly)
tsy mbola misy afaka manome valina hatramin'izao fa tombtombana daholo satria tsy mbola nisy hoe tany dia niverina.