tononkira "Bonne Chance mon garcon"

1. haridera ( 12/09/2006 18:50)
miarahaba,
sao mba misy manana ny tonon'io hira hoe "Bonne chance mon garcon" io? tsy haiko izay tompon'i Hira fa i Luc sy Mahery ary Rija no nihira azy indray tamina Cabaret.
misaotra indrindra.
répondu par Fiffi le 15/09/2006 19:33
2. gaucho ( 12/09/2006 19:23)
Tononkira: Bonne chance mon garçon. Tsy fantatro raha inty ilay tadiavin'ise ry Haridera fa raha araka ny hevitro dia hiran'i Clim (original) io no interpreter'i Luc, Mahery...
Tu vois, je n'ai rien oublié
ma chambre est vide je reviendrai
un jour peut-être (2)
Et si tu as le coeur serré
il ne faut pas que je te vois pleurer
sinon je pleure (2)
Ref: Tu vois maman tu m'avais dis
le jour où tu voudras partir
je te dirai simplement
bonne chance (2) mon garçon

Tu vois je ne suis plus celui
que tu bordais tous les soirs dans son lit
je te console (2)
J'ouvre la porte du jardin
bientôt, moi, je serrais quelqu'un
que l'on estime (2)
Ref...............

C'est toujours triste un aurevoir
pourtant devant moi c'est l'espoir
qui s'impatiente (2)
alors adieu à ma chambre de garçon
adieu aussi à mes soldats de plomb
si je déserte (2)

C'est pour avoir un jour à moi
Un autre enfant qui partira
je lui dirai simplement bonne chance
bonne chance mon garçon
CLIM (interprétée par Luc, Mahery et Rija)

Bien à toi haridera
3. pissoa ( 12/09/2006 19:30)
Tiako be koa io fa misaotra betsaka :-*
4. Fiffi ( 12/09/2006 20:21)
Tiako be koa io hira io fa misaotra betsaka ry gaucho an ! :):-*
5. mimich ( 13/09/2006 06:06)
za ko tena tia an'io hira io
Merci gaucho
vao tam dimanche teo izy io no nandeha tam MBS nohirain'i clim , Mahery, Luc , Poopy
6. Fiffi ( 13/09/2006 09:48)
fa an'iza marina moa io hira io ?
7. haridera ( 13/09/2006 10:48)
misaotra betsaka gaucho fa io mintsy no tadiaviko
tsy fantatro marina moa izay nihira azy io tany aloha tany fa nisy niteny tamiko hoe CLIM
@+ :D

8. xxx ( 13/09/2006 10:49)
Tsra tokoa io hira io fa raha mandinika nareo dia heno be hoe ny tonony fotsiny no teny frantsay fa ny esprit manontolo (rythme , arrangement) dia gasy daholo. Raha vazaha no asaina mihira an'io dia tsy hainy angamba
9. booboo ( 13/09/2006 10:55)
Pissoa, Fiffi, Mimich > hihihihi tongava aby aty hivazavazava an'io @ karaoké o^oo^o. Zà nefa tsy tia an'io hira io mitsy hihihihihihihi
10. haridera ( 13/09/2006 10:59)
raha tena mihaino io hira io tokoa ianareo de fihira gasy, miaraka am lé beso beso kely eny an-tenatenany eny :-)
11. mimich ( 13/09/2006 11:09)
booboo:

Pissoa, Fiffi, Mimich > hihihihi tongava aby aty hivazavazava an'io @ karaoké o^oo^o. Zà nefa tsy tia an'io hira io mitsy hihihihihihihi



fa maninn no tsy tin-dry io!!!misy fahatsiarovana manokana?????
12. booboo ( 13/09/2006 11:57)
aaa tsisy fahatsiarovana manokana ( :?: ) fa ohatra henoko tsy miaraka @ bà gasy ilay teny frantsay hiraina...ohatra misy mi-cloche zany...fomba fahatsapako azy manokana io a ....
13. xxx ( 13/09/2006 12:31)
atao angamba ny fanitsiana ny tena tompon' ny hira dia Michel Delpech , hira sy mpihira frantsay izany : fa clim taty aoriana no namadika azy ho bà gasy ..... fa samy tsara daholo na ny vazaha na ny gasy , mazotoa !
14. cutie ( 13/09/2006 13:23)
mbola tsy naheno an'io hira io mitsy za :oops:
15. cutie ( 14/09/2006 02:48)
kay vo henoko zao @ rvg :lol::lol::lol:
16. Fiffi ( 14/09/2006 06:31)
:) tiandry ve ? manja eh ?
17. mamzelkely ( 14/09/2006 07:18)
aôna kay io hira io :roll:
18. ferrari ( 14/09/2006 19:53)
haridera:

miarahaba,
sao mba misy manana ny tonon'io hira hoe "Bonne chance mon garcon" io? tsy haiko izay tompon'i Hira fa i Luc sy Mahery ary Rija no nihira azy indray tamina Cabaret.
misaotra indrindra.


ie Clim ny interprete original. Fa manana lay disque pochette rouge et noir Face 1 Bonne chance mon garçon et face 2 Manjonitra "Le coeur gros"


19. cutie ( 14/09/2006 20:02)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 14-09-2006 08:31:44
Lohateny : Re : tononkira "Bonne Chance mon garcon"
tiandry ve ? manja eh ?

eo ho eo
gadon-gasy alou e, fa raha gadon-gasy aleoko le izy atao @teny gasy ihany .
20. xxx ( 15/09/2006 19:26)
Fa ahoana koa aza izany ferrari izany (tsy harakao ve nefa ...) , efa tenenina hoe hiran' i Michel Delpech io koa mbola hoe i Clim no original ... original amin' ny gadona gasy angamba .... niaraka nataony tamin' ny hira iray hoe : Ry loloko ô ....(Butterfly)...?????
mazotoa ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1982