Lafo loatra ny hetra (douane) amin'ny fiarakodia
1. dolby
(
12/09/2006 09:54)
Fa maninona no dia atao lafo be ny hetra aloha amin'ny fiarakodia ? Aiza no mety ho tombony ?
Hoe mety mampitombo haingana ny toekarena ve ny hetra azo sa ny fanomezana fiara ireo olona any ambanivohitra ampiakarany haingana ny vokatra ?? Ny lalana efa mba vita tsara ihany, sa ho an'ny sarety ireny !!

répondu par prime le 06/10/2006 14:57
4. dolby
(
12/09/2006 11:37)
Any ivelany any hono indraindray hahitana fiara mora vidy, izay mbola azo ampiasaina tsara. Ankoatran'ny sarany amin'ny fitaterana azy anefa dia mbola eo koa ny hetra aloha amin'ny ladoany izay lafo dia lafo tokoa.
Ka mipetraka ny fanontaniana hoe tena nilaina ve ny nanafoana ny detaxation ? Sa misy hevitra hafa mahomby kokoa nanaovana ny hetra ho lafo be toy io.

6. prime
(
15/09/2006 13:46)
dolby> ny detaxation efa najanona satria tsy nanome ilay valiny nantenaina... ny tena marina dia mbola tsy nivonona tamin'izany ny vahoaka...
ny @ hetra indray dia efa hita sy tsapa fa mamono olona tsy hita noanoa ny fiara tsy manaram-penitra intsony, ary raha jerena ny parcs antsika dia efa antitra mihoatra ny 20 taona daholo ny ankamaroan'ny fiara eto dago (moyenne tsy nominale io fa tsotra)... ny lalana nefa vao2 araka ny ambaranao, dia nanapa-kevitra ny fitondràna mba tsy ho dépotoir'na fatina fiara intsony dago fa tsy maintsy manaram-penitra raha te hahazo fiara... na ianao mividy vao2, na ianao hiditra fatiantoka hividy "occasion" zay tsy hifanalavitra firy intsony @ vao2 rehefa tratry ny hetra... ka ny fepetra @ hetra no anisany anankiray ahafahana misarika ho @ izany fandaminana vao2 izany... tsy lazaina intsony ny embouteillages...

7. HESHA
(
21/09/2006 08:56)
dia midika zani fa ni manana ihani no hanana fiara satria hahavidi vaovao.
Dia ahoana zany le salasalani mba te hividy fiara hitondrany fianakams refa weekend ?
Hita am publicite am zao fa a partir ny 1.150.000 Ar isam-bolana ny fiara vaovao (mandritra ny 5taona), miampy 15% depot de mila mikarama x3 zany ianao vo mahavidi, hihihihi

8. prime
(
06/10/2006 14:57)
Indrisy fa izany aloha ny zava-misy... ny fanapahan-kevitra lehibe toy izao tsy maintsy misy "victimes" foana fa rehefa aoriana hahafantatra foana ny olona fa ho azy no hanaovana izany... :-P