Ny hanongotsongoina ny maty hono matahotra handevim-belona!

1. sareraka ( 11/09/2006 14:50)
Misy fotoana hitenenana misy ny fotoana hanginanana hoy ny NTAOLO fahiny ! Raha jerena ny ara-pôlitika dia mbà mampanontany tena ihany ny zava-misy ankehitriny .Ny ataon-dRAVALOMANANA eo ihany fa ireto mpomba azy mivadibadika sahady toy ny lela main'ny sakay no mampieritreritra. Ao ohatra ry ingahy isany MANANDAFY , ry TOVONANAHARY ry RATSIRAHONANA izay mihevitra ny olona toy ny zazakely ka tsy ahalàla ny setroka sy ny tomany.Ho avy tokoa mantsy ny fifidianana dia mody tonga indray ilay fomba gasy hoe :"samy mandeha samy mitady , fa refa tsy lany eo dia tsy maintsy hanaraka ny mpitondra ihany !".Hita mazàva be ny vazaha mody miady raha ry MANANDAFY izany efa hitan'ny olona toy ny kary an'efitra fomba fiady efa 20 taona ihany no averina!

Iniana asitrika hatramin'ny vary miditra any am-bava koa tato ho ato ! noho ny ara-pôlitika ihany koa ...

Ny zavatra tsy azo iniana nefa dia nisy farany daholo ny zavatra rehetra ! ka dia aoka mba samy hisaintsaina daholo !
Na dia misy mieritreritra aza fa toy ny kilalaon-jaza ny fiainam-pirenena!

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
répondu par fijo le 27/09/2006 22:17
2. Fiffi ( 11/09/2006 15:19)
sareraka:
ka dia aoka mba samy hisaintsaina daholo !
Na dia misy mieritreritra aza fa toy ny kilalaon-jaza ny fiainam-pirenena!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
misy tsy marina kosa aloha zany an! samy olon-dehibe ireo daholo ve de handeha hilalao ny fiainam-pirenena toy ny kilalaon-jaza ?


3. Bocassa ( 11/09/2006 15:38)
RAHA I RAVALO ALOHA NO HORESAHANA DE TSY HO LANY NTSONY E!
RAVALO TSY LANY
RAVALO TSY LANY
RAVALO TSY LANY
Merci pour vous

4. Fiffi ( 11/09/2006 16:21)
:roll:
5. Simpona ( 11/09/2006 16:57)
Bocassa > de iza hono no favori an'i Bocassa ao:?::?::?: , mba asio fanazavana ny hevitra e
Sa tsy fitiavanao RAvalo fotsn de tsy lany izy :roll:
6. prime ( 13/09/2006 11:57)
Ka fomba fiady politika io rasareraka a... tsy fiheverana ny vahoaka toy ny zaza araka ny lazainao fa fandinihina koa ny hoavin'ny firenena sy ny antoko... efa kajikajy b manadala io vao sahy miteny ampahibemaso ireo...
> ratsirahonana, hilatsaka...
> manandafy, tsy mbola miteny fa miandry ny hevitry ny antoko nefa hilatsaka raha atolotry ny mafàna...
> rabetsitonta, tsy hilatsaka fa hanohana 100% ny filoha ankehitriny, na inona heviny na inona heviny...
7. fijo ( 15/09/2006 21:59)
ka sareraka letsy tsy mahay an'izany an.inona no tsy marina amizanY
8. nozzle ( 16/09/2006 17:30)
zany koa v d marina e!
Bocassa> fa maninn no marary fo be toio,fiainana efa manahirana ty mbola mitady haretimpo eo?sa kosa isan'ireo kandida?
9. dinidinika ( 17/09/2006 15:47)
amiko aloha fombany mpanao politika io angamba raha tsy maty daholo ireo goay antitra ireo dia tsy hiova i mada ary matahotra aho sao manaranaka io aretina fitiva tena ny mpitondra gasy io ka ny generation hoavy mbola voa ihany koa aoka andriamanitra mba tsy ho hisy izany
10. prime ( 20/09/2006 14:02)
nozzle> inona no tsy marina?...
dinika2> aza manozona olona fa avelao izy ho eo... matoa izy mbola sahy manao toa io d mbola misy ny ampahany @ vahoaka mihaino azy... raha tsy misy mihaino azy fotsiny d mangina ho azy eo ireo...
11. fijo ( 22/09/2006 22:30)
io ampahany azo lalaovina io no tena olana be
12. prime ( 26/09/2006 11:59)
:lol::wink:
13. fijo ( 27/09/2006 22:17)
ary io misy foana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1109