Misy hevitra ambadika ve sa??????? :roll::roll:

1. Noslid ( 11/09/2006 12:58)
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281743
répondu par fijo le 27/09/2006 22:20
2. Fiffi ( 11/09/2006 13:40)
fa ho inona indray moa ? hummmmm ! mampi-heritreritra lalina izy zany an!
3. sipagasy ( 11/09/2006 15:44)
ny eo ihany anie no miova anaraan e! hihih tahakantsika afaka miova ps ihany koa io e! hihihi...
4. Fiffi ( 11/09/2006 16:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. Simpona ( 11/09/2006 16:42)
Za mino fa mety mbola be ny fiovan-javatra mandrapahatonga ny volana novambra, mety hisy ny karazana AREMA mitondra fanampin'anarana hafa ary hanana firehan-kevitra hafa koa.
Amin'izay indray tsy hay intsony hoe iza no tena AREMA :?::?::?:
6. tafita ( 11/09/2006 20:35)
Io anie ny politika e
izay tsy mahay ihany no ....
7. prime ( 13/09/2006 11:18)
Tsy nisokatra... tsssss...
8. lagoon ( 15/09/2006 09:30)
Arema matotra io e.Mizara telo izao ny Arema:pro-Ratsiraka,Pro-Pierrot- ary Matotra.
9. prime ( 15/09/2006 11:58)
Hay ve ny arema matotra no resahina ao e... efa voaresaka ary ambany ary @ lahadinika nataon'i fijo io...
10. fijo ( 15/09/2006 21:46)
sarinandy politika io ka
11. dinidinika ( 17/09/2006 15:53)
tsy ny tena arema no nanaratra any gazety iny na ny nanao declaration ao fa fomba fiady ny mpikabana ao tim satria mbola mihevitra fa zamba daholo ny malgache:roll::roll:
12. prime ( 20/09/2006 13:47)
:wink:
13. fijo ( 21/09/2006 22:57)
nefa kay ny lehibe mpamorina ny arema ihany no jamba?
14. prime ( 22/09/2006 12:33)
15. mandrindra ( 22/09/2006 12:40)
dai ry zalahy tantanan'ilay jamba no milaza azy ho mahiratra
16. fijo ( 22/09/2006 22:04)
fanina ny vahoaka le.kozy e
17. prime ( 26/09/2006 11:56)
tena mpikambana tao @ arema mihitsy ny matotra fa niainga t@ ouvertures sy ny alliances politiques no tiany natao kinanjo voahodina ho pro mihitsy avy eo...
Fa na izany koa aza, hain'ny arema io... tsy vao izao fa efa hatr@ andron-dr'ingahy razakaboana...
18. fijo ( 27/09/2006 22:20)
izay mihintsy e,efa hay io,fa fa ratsy moa raha ny ao anatiny ihany no mamoka azy aloha,ka dia navela homaimbo teny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492