Ahoana kay no fanovana ny email ampiasaina ao amin'ny blaogy?
Rehefa ovaina ny email ao amin'ny namana dia tsy miova ny any amin'ny blaogy, nefa ilay hoe Hanova adiresy email any miverina ao amin'ny http://login.serasera.org/?rub=login/changemail ihany.
Pissoa> hmmm. Isaky ny 00h no misy synchronisation amin'ny base données namana ny any amin'ny blaogy.com, raha tsy hoe nanova mot de passe.
Inoako fa miova ny email afaka 24h raha ela indrindra.